28/07/2023
Miantso atsika mpikambana ato amin'ny FIZAMAMI eto Mahajanga mba ho tonga hivory ao amin'ny CRINFP Mahabibo rahampitso Zoma 29 Juillet 2023 manomboka amin'ny telo ora . Asaina ihany koa ireo izay maniry ho mpikambana mba ho tonga amin'io fotoana io fa zava dehibe no ho dinihintsika mahakasika ny fiainan'ny fikambanana.
Tongava maro