03/10/2024
⭕️Miha mitombo ny olona tratran'ny rarin-tsaina sy manana olana ara-tsaina amin'izao fotoana izao eto Madagasikara.
⭕️Isany mitarika amin'izany raha nambaran'ny Dr Nambinintsoa Andrianarison, dokotera mitsabo ny olana ara-tsaina eny Anjanamasina, ny délestage, fahatapahan-drano, fiakaran'ny vidim-piainana ary fitohanan'ny fifamoivozana🤨