Syndicat Autonome De La Commune Urbaine d'Antananarivo

Syndicat Autonome De La Commune Urbaine d'Antananarivo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Syndicat Autonome De La Commune Urbaine d'Antananarivo, Lawyer & Law Firm, Rabozaka, Antananarivo.

15/09/2023
17/03/2022

ILAZANA ISIKA MPIASAN'NY CUA IZAY TEHO-MPIKAMBANA ATO AMIN'NY SYNDICAT AUTONOME De La COMMUNE URBAINE d' ANTANANARIVO HO TONGA HAMONJY NY FIVORINA SY FIFAMPIARABANA TRATRIN'NY TAONA VAOVAO IZAO NY SABOTSY 26 MARS 2022 MANOMBOKA @ 9 ORA MARAINA KA HATRAMIN'NY 4 ORA HARIVA AO @ CLT TSIADANA FANDRAISANA ANJARA Ar10 000,00

02/03/2022

"OMEO ANAY ANIO !"

Mba "Omeo anay anio
ny hanina sahaza anay" !
hoy ny vavaka fanao nolazainao fahizay

Anefa, Tompo o ! Jereo !
Ny omaly aza moa
mbola tsy azo hatramin'izao, na dia tsy niroa fo
niasa mafy nikarama
tsy nahalala andro hariva...

Koa raha azonao atao, hoy 'ty feoko efa iva:
" Mba omeo anay anio
izay sahaza anay ampitso
hameno izay tsy azo omaly, raha toa tsy hahadiso
Tsy fandidiana, sanatria,
na saina fatra-piady varotra
fa fiangaviana ihany noho ny fiainana efa sarotra" !

RADO
(Jona 1988)

15/02/2020

Miarahaba antsika rehetra inona no vaovao

16/10/2015

Address

Rabozaka
Antananarivo

Telephone

+261341103232

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Syndicat Autonome De La Commune Urbaine d'Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Syndicat Autonome De La Commune Urbaine d'Antananarivo:

Share