18/02/2026
✨ Leo be amin’ny tasy sy ny boutons rehefa avy manala volo?
Tsy mila mandalo fanaintainana intsony ianao na manimba hoditra amin’ny rasazy sy cire masiaka!
🌿 Vahaolana voajanahary + mora azo dia efa eo an-tranonao ihany:
👉 Tongolo 🧅 + Colgate 🪥
---
✅ Inona no mampiavaka azy?
Malefaka amin’ny hoditra, tsy mankarary
Manampy hisoroka ny “boutons” sy “irritation”
Manadio sy manome fofona madio ny hoditra
📝 Fomba fampiasana azy:
1. Ahintsano tsara ny tongolo ka alaina ny ranony.
2. Afangaro amin’ny Colgate kely mandra-pahazo “pâte” malefaka.
3. Asiana amin’ny faritra misy volo tianao hesorina.
4. Avela 15–20 minitra, avy eo sasao amin’ny rano mafana kely.
👉 Raha atao in-2 na in-3 isan-kerinandro dia mihamalefaka sy mihena tsikelikely ny fitomboan’ny volo.
---
💡 Fanamarihana: Tsy vitan’ny manala volo fotsiny izy ity, fa manampy ihany koa amin’ny fisorohana tasy sy fofona ratsy rehefa avy niala volo.
🔥 Andramo ity fomba tsotra nefa mahagaga ity dia ho hitanao ny fiovana!
👉 Zarao amin’ny namanao koa mba tsy hijaly intsony izy ireo amin’ny “boutons” aorian’ny rasazy na épilation masiaka.
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny page tia mizara
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & fizarana mahasoa dia asio “Misaotra” ao amin’ny commentaire 🙏