Cette page est spécialement axée aux questions relatives à l'application des législations du travail en vigueur à Madagascar. Pour vous satisfaire, tous les renseignements et conseils fournis en la matière sont gratuits uniquement
1. On peut vous aider dans la correction de votre mémoire ou de votre rapport de stage. On peut également vous offrir des services d'encadrement.
2. Quant aux TRAVA
ILLEURS, on peut vous accompagner dans toutes les démarches administratives destinées à réclamer vos droits devant le tribunal. Entre autres, la rédaction de requête introductives d'instance, la rédaction des conclusions voire le suvi de votre dossier au tribunal.
3. Du côté des EMPLOYEURS, on vous propose la rédaction des contrats de travail de votre personnel, la rédaction du règlement intérieur de votre société , ...
☆☆☆☆☆☆☆☆☆☆☆☆☆☆☆☆☆
Ity pejy ity dia natokana ho an'ny tontolon'ny fampiharana ny lalànan'ny asa manankery eto Madagasikara. Mba hanomezana fahafaham-po anao, dia misokatra ho anao izahay amin'ny fanontaniana sy fanazavana fanampiny mahakasika izany.
1. Afaka manampy anao izahay amin'ny fanitsiana ny boky famaranana ny fianaranao, sy ny boky mirakitra ny fianaran'asa nataonao. Afaka manampy anao koa amin'ny fanoratana ny boky.
2. Ho anao MPIASA, afaka manampy anao izahay amin'ny fanoratana sy fanarahana ny fitoriana mitaky no zonao izay hapetraka eny anivon'ny fitsarana, hatramin'ny fivoahan'ny didim-pitsarana sy ny fampiakaran'azy amin'ny ambaratonga ambony raha ilaina izany.
3. Raha MPAMPIASA kosa ianao, vonona izahay hanampy anao amin'ny fanoratana ny fifanekena arak'asa ao anivon'ny orinasanao sy ny fanoratana ny fitsipika anatin'ny mifehy ny orinasanao.