05/08/2024
Izahay tompoko de tena menatra mints taranaka navelanay sasany reto tena mampalahelo nefa mahasosotra iany fa de manaiky ery zareo adalain pasteur fotsn de lany ampafolonkarena ny vola lasa manompo an pasteur mintsy e mivavaka ho azy ireo iany zay zanahary ao antaponiloha ao