La Compagnie Juridique

La Compagnie Juridique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Compagnie Juridique, Legal, Antananarivo.

-Cabinet de Conseils et assistance en Stratégie Juridique et, en procédures administratives .
-Specialized Consulting Firm in Legal Strategy and Administrative Procedures in Madagascar.

05/09/2025

Ny birao "La Compagnie Juridique" dia manana tolotra mifanandrify aminy teti-kasa ny tsirairay avy eto Madagascar. Ireo tolotra ireo dia mifantoka aminy torohevitra sy ka hatrany aminy fatantanana ny tsirairay hisitraka feno ny zo ananany ary eo ambany fanajana ny lalàna velona misy.

Ireo tolotra homenay dia mameno sehatra samihafa eo anatrehany fiaraha-monina Malagasy , anisan'izany ny:

- Torohevitra mikasika ny zonao rehetra : Fanampiana sy hevitra momba ny zo'nao araka y lalàna.

- Fikarakarana momba ireo ady sivily: fanelanelanana sy fiarovana ny zo'ny eo amin’ny olona tsirairay na , vondron'olona , ary tsy misy ifandraisany amin’ny heloka bevava.

- Fiarovana amin'ny ady aminy heloka bevava: Fikarakarana ara-paikady sy ny ady eo anatrehan'ny fampanoavana.

- Fitantanana eo aminy lafony fifanakalozana iraisam-pirenena rehetra: Fikarakarana ny raharaha misy ifandraisany amin’ny lalàn’ny iraisam-pirenena .

- manoro hevitra aminy ady momba ny assurance rehetra: Famahana ny fifandirana mifandray amin’ny fifanarahana eo anatrehan'ny assurance.

- fanelanelanana momban'ny fanofana trano na tany ... (mikasika ny tompon-trano sy mpampanofa): Famahana ny fifandirana momba ny trano eo amin’ny mpampanofa sy ny mpanao fifanarahana.

- Fiarovanana momba ny Ady-tany momba sy izay rehatra manodidina ny fananàna: Raharaha mifandray amin'ny fananana sy ny zon'ny fananan-tany.

- Fiarovana anao momba ny fahavoazana ny fananana: Fikarakarana ny ireo olona niharan'ny tranga fanimbana na fahaverezana fananana eo anatreany fitsarana.

- Fanoroana hevitra momba ny zo manodidina asa sy ny tokony ho fifandraisana arak-asa aminy sehatrin'na asa eo anatrehan'ny lalàna : Famahana ny fifandirana eo amin’ny mpampiasa sy ny mpiasa.

- Ny fikarakarana ny lova : Raharaha momba ny fikarakarana ny fananan’ny maty aorian’ny fahafatesany na ny famoronana ireo antontan-taratasy rehetra ilaina aminy izany.
- Fitantanana sy faniroana hevitra aminy ny zo sy andraikitra ireo orinasa na fikambanana : Fanampiana ara-dalàna ho an’ny orinasa na fikambanana.

- Fanoroana hevitra aminy fomba Fitantanana ny trosa eo anatrehan'ny lalàna : Fanampiana amin'ny fikarakarana sy famahana olana mifandraika amin'ny trosa.

- Fisaraham-panambadiana: mikarakara ny paik'ady rehetra eo anatrehan'ny fitsarana mikasika ny fisaraham-panambadiana.

Ny fihaonana dia miandry fotoana voatondro, azafady antsoy aminay amin’ny fahazoana ny contact manaraka:
Contact : 034.15.319.49 (azo antsoina amin'ny WhatsApp)
Adiresy mailaka : [email protected]
Adiresy : Tsiadana, lalana mankany Ambohipo, Antananarivo.

27/01/2025

Toro hevitra mikasika lalàn'ny tontolo ara-barotra ,
Ireo lalàna mifehy ny mpivarotra sy ireo mpanao asa tanàna.

Conseils sur le droit commercial :
Le Droit commercial et le Droit artisanal.

27/01/2025

Toro-hevitra anio.
Ireo tsara ho fantatra mikasika ireo hetra momban'ny fananana trano sy tany eto Madagasikara, ary ireo dingana rehetra atao amin'ny fanantanterahana izany.

Ny valiny ao aminy commentaire
----------------------------------
Conseils du jour.
Ce qu'il faut savoir concernant les impots pour les propriétés immobilières à Madagascar, ainsi que les étapes nécessaires pour leur mise en œuvre.

Les détails au commentaires.
----------------------------------

27/01/2025

Toro-hevitra anio.

Ireo fepetra tsara ho fantatra mikasika ireo karazana fanofana trano sy tany eto Madagasikara .

Ny valiny ao aminy commentaire
----------------------------------
Conseil du jour.

Les conditions nécessaires aux différents contrats de bail à Madagascar .

Les détails au commentaires.
----------------------------------

27/01/2025

Toro-hevitra anio.

Ny tsara ho fantatra mikasika ny fanolorana tany na trano.

Ny valiny ao aminy commentaire
----------------------------------
Conseil du jour.
L'essentiel à la donation d'un immobilière.

Les détails au commentaires.
----------------------------------

27/01/2025

Toro-hevitra anio.

Ny tsara ho fantatra momban'ny fividianana Tany na trano.

Ny valiny ao aminy commentaire
----------------------------------
Conseil du jour.
L'essentiel à l'acquisition d'un immobilier.

Les détails au commentaires.
----------------------------------

05/01/2025

Conseils du jour : Les règles requises à l'ouverture de la succession , et à la mise en exécution du testament.
-------------------------------
Toro-hevitra anio:
.Ireo fepetra amin'ny maha mpandova anao, sy ny antana-tohatra mila fantarina.

02/01/2025

Conseils du jour:
LES DOCUMENTS NECESSAIRES A LA PROPRIETE IMMOBIERE A MADAGASCAR .

La réponse au commentaire.
----------------------------------
Si cela vous interesse , Veuillez suivre notre page .
-----------------------------------
Toro-hevitra anio:

IREO ANTONTAN-TARATASY TOKONY ENY AMPELATANANAO , AMIN'NY FANANAN-TANY SY TRANO.

Ny valiny ao aminy commentaire.
----------------------------------
Raha toa ka mahaliana anao ny toro-hevitra dia araho ny pejy.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Compagnie Juridique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category