Tany amidy Ampizarantany

  • Home
  • Tany amidy Ampizarantany

Tany  amidy Ampizarantany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tany amidy Ampizarantany, Estate agents, .

30/06/2026

Katsaka Maintso

🏞️ TANY AMIDY – TSIROANOMANDIDY RN1 🏞️📍 Fahafahana tsy fahita firy ho an'ny mpampiasa vola sy mpandraharaha✅ Velarantany...
27/06/2026

🏞️ TANY AMIDY – TSIROANOMANDIDY RN1 🏞️
📍 Fahafahana tsy fahita firy ho an'ny mpampiasa vola sy mpandraharaha
✅ Velarantany : 23 Hectares
✅ Tsy zarazaraina (Non Morcelable)
✅ Mora idirana – Accès Camion
✅ Toerana stratejika manamorona ny RN1
✅ Taratasy ara-dalàna sy mazava
✅ Vidiny tena mirary : 1 000 Ar/m²
💼 Mety amin'ny :
Fambolena sy fiompiana lehibe
Projet immobilier
Tourisme & écotourisme
Investissement maharitra
💰 Vidiny manintona : 1 000 Ar/m² ihany
📞 Raha mila fanazavana na fitsidihana toerana : 034 68 950 45
🌟 "Ampiasao anio ny fahafahana, satria ny tany no fampiasam-bola tsy very lanja." 🌟
GG IMMO – Mpiara-miombon'antoka azo itokisana amin'ny tontolon'ny fananan-tany.

🌿 TANY AMIDY 🌿📍 Ampizarantany – Tsiroanomandidy (RN1)✅ Velarana : 23 Hectares (Tsy azo zarazaraina / Non morcelable)✅ Ti...
22/06/2026

🌿 TANY AMIDY 🌿
📍 Ampizarantany – Tsiroanomandidy (RN1)
✅ Velarana : 23 Hectares (Tsy azo zarazaraina / Non morcelable)
✅ Titre & Borné
✅ Lalana tsara, mora idirana
✅ Toerana mety amin'ny fambolena, fiompiana ary fampiasam-bola
💰 Vidiny mifampiraharaha
📞 Antsoy na WhatsApp : 034 68 950 45
📅 Fitsidihana ny toerana : Amin'ny alalan'ny RDV
KETRIKA IMMOBILIER
Matoky • Mangarahara • Manakaiky anao

Une vision plus précise 📝Une idée plus claire 📌Un futur plus rentable 📈✅ Un service pour tous et nos produits pour demai...
21/06/2026

Une vision plus précise 📝
Une idée plus claire 📌
Un futur plus rentable 📈

✅ Un service pour tous et nos produits pour demain

🌳TANY AMIDY 🌳📍 Ampizarantany – Tsiroanomandidy RN1📐 Superficie : 23 Ha (tsy morcelable)📄 Titre & Borné🛣️ Accès tsara💰 Pr...
14/06/2026

🌳TANY AMIDY 🌳

📍 Ampizarantany – Tsiroanomandidy RN1

📐 Superficie : 23 Ha (tsy morcelable)
📄 Titre & Borné
🛣️ Accès tsara
💰 Prix abordable : 1 000 Ar / m²
📅 Visite sur rendez-vous

📞 Contact : 034 68 950 45

✅ Optez pour un investissement sûr avec un terrain titré et borné, idéal pour vos projets agricoles ou immobiliers.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tany amidy Ampizarantany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your practice to be the top-listed Law Practice?

Share