11/10/2026
Mbola sahirana rehefa manao démêlage? 😩 Volo mifamatotra, sarotra bangoina, ary mila ezaka be vao milamina?
💛 OVAY NY EXPÉRIENCE-N'NY LAVAGE-NAO!
Fantaro ny APRÈS-SHAMPOOING HYPER DÉMÊLANT – NY VOLOKO NATORALY 🌿
Soin natao hanamorana ny fikarakarana ny volonao, indrindra rehefa avy manao shampooing.
✨ DÉMÊLAGE FACILE – Manampy hamaha ireo volo mifamatotra, tsy mila misintona mafy.
✨ SOUPLESSE – Manalefaka ny volo, mahatonga azy ho mora karakaraina.
✨ HYDRATATION – Manampy hitazona ny fahalemilemen'ny volo.
✨ BRILLANCE – Manome endrika voakarakara sy mamirapiratra ny volo.
🍯 MIEL
🌺 COCO-HIBISCUS
🥑 AVOCAT
💛 30 000 Ar / 300 ml
✅ D'origine végétale
✅ Sans silicone, sans parabène, sans huile minérale
💡 NY SECRET-N'NY DÉMÊLAGE MORA?
Après le shampooing, apetaho amin'ny volo mando, avela 3–5 minitra, dia démêler moramora alohan'ny hanakobanana azy.
💬 Aza miandry ho sarotra bangoina vao mikarakara ny volonao. Ataovy anisan'ny routine-nao ny APRÈS-SHAMPOOING NVN!
📍 Ambohipo | Androndrakely | Majunga
📞 034 43 499 75 / 034 18 361 15
📩 Alefaso MESSAGE izao, dia fidio izay parfum tianao!
NY VOLOKO NATORALY
Ny voloko efa natoraly, ny anao koa tiako ho torak'izany. 💛