29/07/2026
Misy projet iray avoakany, ohatra hoe Fihariana, CNTEMAD digital, digitalisation de l'université... fa toa olana foana eh ?
Ny tiako lazaina hoe : tsy misy na inona na inona mivoaka akory.
Androany izy miteny hoe "lancé" ny projet, dia 6 mois aty aoriana vao hita sy mihatra ilay izy. Raha tsy natelin'ny sambo angamba... dia natelin'ny rano
Mety hoe "normal izany" hoy nareo, nefa raha ny public mijery dia tsy normal mihitsy
Fa jereo zao ity projet vao omaly ity no no-officialiser-na.
Mikasika inona indray ? 👀
Ny fahaverezan-jaza. Na adulte koa aza.
Izay vao nisy plateforme nivoaka sy TENA mandeha marina
VBG (Violences Basées sur le Genre) sy signalement raha misy very, izay no raisin'ity plateforme ity. Afaka isika izany no manomboka azy (tsy hoe Andao hanomboka hanao very daholo, fa manomboka mi-teste sy mijery ilay plateforme)
Enfin une plateforme qui marche : http://bit.ly/4wMvoFD
Site web izy ity, en ligne, ary misokatra ho an'ny rehetra tsy misy fepetra.
— Afaka mi-signaler anonymement isika raha misy very na tsy hita.
— Ary indrindra, raha ny filazany ihany, vetivety ny fandraisany ny signal alefanao (na SOS de détresse - izay avy amin'ny olona akaiky anao - raha sanatria very ianao na ny .. hafa, bref, izay fotsiny)
(N.B. : Misy application Android ihany koa fa mbola tsy nandramako).
Izay no mahakasika an'iny. Fa inona no antony ilazako anareo an'io ?
Bah, voalohany aloha, mahasoa ilay izy (mazava ho azy!)
Fa ny faharoa ko : manomana série de vidéos documentaires izahay ato ambadika ato. Resaka fandalinana sy approfondissement de sujets ilay izy. Ho an'ny étudiants voalohany indrindra, ary professionnels (satria ny étudiants anie HO LASA professionnels e ! 🥴).
Projet éducatif en général ilay izy raha tsorina, misy platforme de test ihany ko fa tsy projet matotoa
Ny tena tiako lazaina aminareo dia mila mahay mamakafaka zavatra isika.
OUI, misy ny IA afaka manampy, fa ny mpianatra aloha no tokony ho lasa tena IA mahay be indrindra, noho ny "IA raika vao" (RIP ho an'izay maharaka an'ilay référence).
Raha nahita isika : 2005 efa nisy resaka e-gouvernance sahady (raha efa teraka nareo tamin'izany). 2015 koa efa nisy agence nationale pour l’e-gouvernance (ANRE) fa tsy tadidintsika daholo. NORMAL
Dia rehefa tena karohina kay ilay izy : Erreur 404. Page introuvable.
Io foana no hita ao. Tsy haiko hoe inona no dikan'io !!
Des projets fantômes ? (Sady malaza eto Madagasikara ny matotoa ho an'izay mpiheno tantara).
Talohan'ny 2026, ny victimes de VBG sy ny tranga disparition dia tsy maintsy nanatona police foana, niantso téléphone, na nametraka plainte au commissariat.
Fa omaly...
Ary ny tena mahagaga (dans le meilleur sens du terme) : tena misy ilay izy, ary mandeha.
Tadidinareo ilay resaka nataontsika momba an'i Thomas Hobbes sy ny Fanjakana ?
(Ilay hoe : ny Fanjakana no ilay "Léviathan" tokony hiaro antsika mba tsy ho lasa amboadia hifampihinana ny olona).
Izao izany vao tena digitalisation. Izao vao tena manomboka ny Fanjakana miaro.
Ary raha misy projet ataon'ny fanjakana dia tokony mitovy ny any France, misy platforme de suivi ny transparence foana satria ny mazava tsy azo afenina any ambany fandriana (réf biblique et philosophique)
La prochaine question c'est : "Qu'est ce qui se passe ? Une vraie révolution, ou le début d'un thriller politique ?"
Bye.
(Source : 2424.mg)