19/08/2026
🌴🍂Vous avez les cheveux bouclés? Vous avez besoin de savoi ceci!!🌼🌼.
À Savoir, ....POURQUOI?
" Na mitovy aza ny Type de cheveux ka samihafa ny porosité dia samihafa ihany koa ny Resultat azo sy mivoaka❗🍂"
1) Type de cheveux: nous indique “comment le cheveu se forme”
2) La porosité nous indique en grande partie “comment il réagit aux soins et au styling”.
✍🏾 Porosité ambany : Mihidy kokoa ny cuticules-n’ny volo sarotra kokoa ny fidiran'ny produit ao anaty volo, ka mety hijanona eny ambonin’ny volo ary hahatonga azy ho mavesatra.
✍🏾 Porosité antonony : Mora kokoa ny miditra ao anaty volo ny hamandoana sy ny soins matetika mahazo vokatra voalanjalanja kokoa.
✍🏾 Porosité avo : Misokatra kokoa ny cuticules-n’ny volo mandray rano sy actifs haingana be ny volo, saingy mety very haingana koa ny hamandoana mety hahatonga ny volo ho maina, hifrizzy ary tsy haharitra ela ny définition.
Abonnez-vous
Instagram : CapicareCurl
Facebook : CAPICARE
Infoline : 0349165886