21/08/2026
๐ก๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ช๐บ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐โ
Zarainay aminareo indray ny fahombiazan'ireo namana 02 ireo ๐ฅฐ๐
Refusรฉ ny visa professionnel ny zareo tamin'ny heritaona toy izao, kivy tanteraka izy ireo tamin'izany satria dia simba daholo programma rehetra niarahana tamin'ireo client/ partenaire tany an-dafy rehetra.
โ
Nanapa-kevitra izy ny anantona professionnel amin'ity fotoana ity mba ho tanteraka soamantsara ny dia any Eropa.
โ
Azo soamantsara ny visa vokatr'izay๐ฅฐ
Nangataka 15 andro zareo dia nahazo 30 andro be zao, vita ny asa dia sady manao vacances kely ny 15 andro sisa๐ฅฐ.
Araho ary ny tantara๐ฅฐ