19/05/2025
Ny horesahintsika amin'ity partie 2 ity dia ny masque capillaire mifanaraka amin'ny karazana toebolo. Ato raha mbola tsy namaky ilay partie 1 => https://www.facebook.com/share/p/18uk3JbPdm/
Raha produit efa vonona no fampiasanao dia matetika efa misoratra eo ivelany ka mila mamaky tsara fotsiny (oh: pour cheveux sec, colorés, gras...)
Ndraindray nefa misoratra fotsiny oe masque hydratant/ nourrissant /masque proteinné /masque à l'avocat/masque au levure de bière ... ka manampy anao ity hahafahanao misafidy, na koa te hanao masque naturel fait maison.
1/ MASQUE POUR CHEVEUX SEC et CASSANT
Ny mahatonga ny volo ho maina dia noho izy tsy mitazona hydratation noho izany mila masque hydratant ny volo farafahakeliny in2 isambolana. Ireo akora Manome hydratation ho an'ny volo: vahona, yaourt, tantely, maïzena, papaye, hybiscus, lait de coco...
Mila manao masque nourissant ihany koa indraindray mba tsy ho mora tapatapaka sy vakivaky. Ohatra vitsivitsy amin'ny akora nourrissant: avocat, banane, œuf, beurre de karité, beurre de cacao...
2/ MASQUE POUR CHEVEUX GRAS
Satria efa gras ilay volo ka tsara raha masque tsy ahitana akora menaka be intsony no ampiasaina . Ary akora "mi-régularisé" ny famokaran'ny hodidoha sébum.
Ireo akora mety amin'ny volo gras: argile, thym, romarin, jojoba, tea tree, yaourt, citron ...
3/ MASQUE POUR CHEVEUX COLORÉS/ ABÎMÉ
Raha manana miloko na volo simba ianao dia mila mampiasa masque protéine sy masque réparateur amin'ny volo in2 isambolana. Ohatra vitsivitsy amin'ny akora betsaka proteine : levure de bière , œuf, olive, eau de riz... Ary tsara raha ampiana vitamine E kely ny soin ampiasaina.
Izay aloha ny amin'ny lohahevitra iny, amin'ny manaraka indray miresaka lohahevitra hafa😊
Aza adino ny mizara amin'ny hafa.😊
Abonnez✔️
Aimez✔️
Partagez✔️