Soa Taignany

Soa Taignany Vokatra natoraly avokoa ny ato aminay. mitsabo volo sns..

๐Ÿ’–๐Ÿ’–bonne annee daholo๐Ÿ’‹๐Ÿ’‹๐Ÿ’‹cadeaux be omeko anareo ity.๐ŸŒฒ๐Ÿฌ๐Ÿฌsary volo ihany no ilaiko dia asio hoe izao ny olana amin voloko: ...
03/01/2026

๐Ÿ’–๐Ÿ’–bonne annee daholo๐Ÿ’‹๐Ÿ’‹๐Ÿ’‹
cadeaux be omeko anareo ity.

๐ŸŒฒ๐Ÿฌ๐Ÿฌsary volo ihany no ilaiko dia asio hoe izao ny olana amin voloko: ohatra vakivaky ,manify dia asiako astuces sous coms dia mahazo cadeaux surprise๐Ÿค—

antsoinao ny namanao 5
partager na groupe 1

Dia mahazo ianao๐Ÿ‘Œ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–

Aokizay ilay Mikolo fa efa nahazo fanampiana izy eh, isaorana ireo nanampy azy๐Ÿ™.  Fa ilay tolona no tokony resahina indr...
28/09/2025

Aokizay ilay Mikolo fa efa nahazo fanampiana izy eh, isaorana ireo nanampy azy๐Ÿ™. Fa ilay tolona no tokony resahina indray fa variana amininy avokoa indray isika.
๐Ÿ–stop didijadona
๐Ÿ–mijaly izahay sady tsy misasa no tsisy atokona
๐Ÿ–mbola maizina koa

Sary indrana

27/09/2025

๐Ÿ’”๐Ÿ’”๐Ÿ’”

27/09/2025
27/09/2025
Inona daholo zareo NY zavaniseho tany aminareo tany??? perso: tsy natory fa nihainohaino, poabasy tsy mijanona nisy mome...
27/09/2025

Inona daholo zareo NY zavaniseho tany aminareo tany???

perso: tsy natory fa nihainohaino, poabasy tsy mijanona

nisy moment moa dia sempotrin lacrymogene tato antrano ๐Ÿ˜Š

Ny Big ChopNy Big chop dia avy amin'ny teny anglisy ary midika hoe "kaopy lehibe". Ity fomba ity dia dingana E-S-S-E-N-T...
20/11/2023

Ny Big Chop
Ny Big chop dia avy amin'ny teny anglisy ary midika hoe "kaopy lehibe". Ity fomba ity dia dingana E-S-S-E-N-T-I-E-L-L-E ho an'ny fiverenana marina amin'ny natiora. Dingana lehibe izany satria tafiditra ao anatin'izany ny fanapahana rehetra na ampahany betsaka amin'ireo lava mahitsy, simba na simika mba hamerenana ny volonao voajanahary.

Inona no atao hoe Big Chop?โœ‚๏ธ
Ity teknika fanodinana volo ity dia ny fanapahana ny halavan'ny volo olioly mankany amin'ny frizzy, mba hialana amin'ny fisian'ny tora-bolo roa malefaka sy olioly.
Ny tanjona dia ny manomboka amin'ny 0 mba hahitana volo voajanahary sy salama . Ny olioly dia ho tsara bika raha vao mitombo indray, hokarakaraina raha vao tonga izy ireo amin'ny fanombohana vaovao tsara!

Nahoana no atao,ilaina?๐Ÿง
Ny Big Chop dia ahafahanao mandeha ara-boajanahary ary manao veloma amin'ireo sisa tavela tamin'ny fitsaboana nandritra ny taona maro, nanitsy ary manitsy.
Mikasika ny famelomana indray ny volonao sy ny fianaranao manaiky ny firafitry ny natioranao ary mampiseho amim-pireharehana ny volonao olioly.
Ny Big chop dia mety ho tena aventure, indrindra ho an'ny olona izay tsy mbola nahalala na tsy mahatsiaro ny volo voajanahary.

Rahoviana no hanaovana azy?
atao ny Big Chop rehefa mahatsapa fa vonona 100% ianao! Ny fandehanana amin'ny volo lava mankany amin'ny volo tena fohy dia mety ho sarotra ekena amin'ny sehatra ara-pihetseham-po sy ara-tsaina, indrindra raha atao amin'ny fientanam-po. Ny tena zava-dehibe dia ny fahatsapanao ny tenanao, noho izany dia ilaina ny mieritreritra tsara alohan'ny hidiranao amin'ity fitsangatsanganana( aventure) ity. Ilaina ny manomana ny tenanao ary mahatsiaro ho vonona ny handray an-tanana, mba hamihina tanteraka ny volonao vaovao sy ny fanapahanao vaovao (indraindray tena fohy!).

Azonareo @ izay ve ?โ˜บ๏ธ

Raha nahafapo anao dia zarao ho hitan'ny hafa ihany koa.

SSoa TaignanyTSoa Taignany
SSoa TaignanyTSoa Taignany

Ireto produits 3 ireto ataontsika promotion mandritra ity volana ity.๐ŸŒบ Gommage capillaire ( anombohana ny traitement, ma...
12/11/2023

Ireto produits 3 ireto ataontsika promotion mandritra ity volana ity.

๐ŸŒบ Gommage capillaire ( anombohana ny traitement, manala ilay zavatra tsy zaka,loto,ary mamerina azy tsikelikely ho toy ny volonao taloha raha hanao retour au naturel)

๐ŸŒบBain d'huile Repousse rapide (isankerinandro no atao)

๐ŸŒบ Huile du jour ( isan'andro)

Prix promo ๐Ÿ‘‰ 20.000ar izy 3.( Amin'ity volana novembre ity )

Aza misalasala ary fa mety hoan'ny rehetra Izy ireo. ( Mila fantatray fotsiny hoe porositรฉ Inona ny volonao)๐Ÿ˜Š

๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ Bisous bisous ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

Mety hoan'ny vehivavy rehetra( na miloko, na olioly,n'a manao brushing)
Mety hoan'ny Zaza
Mety hoan'ny lehilahy solasola ireny koa ๐Ÿ‘Œ

Huile du jour ๐ŸŒบ๐Ÿ‘‰ Mampalefaka volo๐Ÿ‘‰Mampaniry volo๐Ÿ‘‰ Mampitsahatra ny fihintsanan'ny volo๐Ÿ‘‰ Mampitazon boucles koa50 ml tsy ...
12/11/2023

Huile du jour ๐ŸŒบ

๐Ÿ‘‰ Mampalefaka volo
๐Ÿ‘‰Mampaniry volo
๐Ÿ‘‰ Mampitsahatra ny fihintsanan'ny volo
๐Ÿ‘‰ Mampitazon boucles koa
50 ml tsy lany vetivety fa mandaitra be
Verre ร  pipette
ร€ base de tournesol ๐ŸŒป+ huile vรฉgรฉtale hafa bdb izay tena tsara hoan'ny volo.

Azo atao @ recette mila huile kely ireny.... Toy n'y spray, le gommage capillaire asina huile...sns

Prix: 15000ar

Address

Ambohibao

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 23:00
Sunday 11:00 - 22:00

Telephone

+261381930532

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Taignany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Soa Taignany:

Share