ARO ZAZA

ARO ZAZA L'éducation est une affaire du cœur ! DON BOSCO

29/07/2024

Zoky sy Zandry oh!Ny fahombiazana natao hoan'ny MAZOTO sy izay sahy MISEDRA!
MAHEREZA

28/06/2024

👉IANAO IHANY NO TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'NY HOAVIANAO🙌

👊AZA MANOME TSINY NY HAFA REHEFA TSY MAHOMBY FA MANAOVA JERITODIKA AMIN'NY NATAONAO INONA NO NETY DIA INONA NO TSY NETY!😉

👉 MAHEREZA 🙏
👉 MITSANGANA👋
👉DE TOHIZO NY LALANAO😇

💞

13/06/2024

👉METY MAHASOA ANAO NA NY NAMANAO🗣️👁️

👀Mitaraina ny ankamaroany olona indrindra fa ny tanora amin'ilay tolotr'asa(offre d'emploi) amin'izao amin'ilay mitady traikefa(expérience)avokoa😪😪😪
Dia hoy ny maro hoe tsy hahita asa mihitsy izany ireo tsy an'asa satria tsy hanana traikefa 😭😭😭

Inona ary lay traikefa tadiavina ny Mpampiasa eto😇???
👉ANDRAN'ASA(STAGE)😊
👉MPILATSAKA ANTSITRA-PO(BÉNÉVOLAT)😉
=>Izany hoe tsy misy karama an🖖
Raha tsy hoe marimpankasitrahana angamba🙌

😴Io karama=Vola io anefa ilay fahalemetsika ankehitriny, rehefa tsy misy vola dia aleo hijanona😥
Indrisy anefa FA MILA MAHAFOY ISIKA VAO AFAKA MAHAZO😏

Manaova asa soa aloha fa iny asa soa ataonao iny no hamarotanao ny fahaizanao(Compétences) ka hahazoanao asa tsy ho ela!💪??💪

Mirary soa e😘😘😘

💖💖💖

13/06/2024

👉Une vraie femme ne brisera jamais le foyer d'une autre femme pour construire le sien😘

MANAO ANTSO AVO RE OLONA OH!SANATRIA VE HATAO KOLOTSAINA SY FOMBA AMAM-PANAO ILAY MIFOFO AINJAZA???NA NY BIBY AZA ANIE M...
28/02/2023

MANAO ANTSO AVO RE OLONA OH!

SANATRIA VE HATAO KOLOTSAINA SY FOMBA AMAM-PANAO ILAY MIFOFO AINJAZA???
NA NY BIBY AZA ANIE MBA MIARO NY ZANANY E!
OMEO OLONA IZY RAHA TSY TINA NA NANENENANA NY FISIANY!
MANAOVA FANABEAZANA AIZANA RAHA TSY MBOLA VONONA NY HITAIZA FA AZA ILAY T NY AINY NO FOFOINA!

Address

Fianarantsoa
Ambalavao Sud

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ARO ZAZA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category