Lait En Poudre Toliara

Lait En Poudre Toliara Vente de Lait en poudre eto Toliara

𝗙𝗟𝗢𝗖𝗢𝗡 𝗗'𝗔𝗩𝗢𝗜𝗡𝗘       ty ary ny resaka Flocon d'avoine fa maro be  ianareo no liana hoe:💥 ahoana rehefa mampitombo?🌟 aho...
02/08/2025

𝗙𝗟𝗢𝗖𝗢𝗡 𝗗'𝗔𝗩𝗢𝗜𝗡𝗘

ty ary ny resaka Flocon d'avoine fa maro be ianareo no liana hoe:
💥 ahoana rehefa mampitombo?
🌟 ahoana rehefa mampihena ?

🎉Raha misy sakafo tena fihinan'ny mpikotrana dia ity anisany aloha e😁 na mampitombo na mampihena dia ilaina be 💪

❌ Raha mampihena ianao :

➡️ Portion kely no hohanina 30 à 50g , miaraka amin'ny ronono na rano tsy misy siramamy ( afaka asiana Stevia ) , afaka asiana Voankazo ( Fraise , akondro , poma sns fa tsy atao be dia be ) , azo asiana Whey mba ho proteiné tsara, na atao amin'ny Yaourt Nature , Skyr , atody, na koa atao Pancakes sns....

👉 Fotoana tsara hihinana azy ny Maraina na alohany hikotrana

❌ Raha mampitombo ianao :

➡️ Ampitomboina kosa ny portion 80 à 100g , afaka hohanina foana mandritra tontolo andro ( afaka atao collation ) , miaraka amin'ny Rano na Ronono , azonao asiana siramamy , chocolat , cacao , akondro , sns.... Afaka asiana Whey ihany koa mba ho proteiné tsara

👉 Ohatra tsara be : Flocon mixena + akondro + Whey + ronono + beurre de cacahuète raha mahita ianao , toa ambony calorie tsara manampy ampitombo anao 💪

☺️Mazava amitsika am'zay kosa ee😊
Mirary soa ho antsika iaby ee🙏🙏

09/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Albertinah Soafeno, Jhon Olos, Lahiniriko Jean Brillant

Tadidinareo ve ity Jeux ity🧏🤔🤔🤔,
02/06/2025

Tadidinareo ve ity Jeux ity🧏🤔🤔🤔,

🤗Coucou les amis 🤗.
🎉🎉🎉Ity ary ilay jeux atsika👇.
_ Izay commentaires 3 bé réaction indrindra mahazo ny cadeau.
_inviteo ny namana hanao j'aime sy hi'abonee ny page Lait En Poudre Toliara
_Partageo en mode public publication Ty..

Nb: tsy mitovy ny 🎁 hoan'ireo commentaires 3 bé réaction.
=>ny voalohany lait en poudre io @ boîte Io.
=>ny faharoa crédit 2000ar au choix.
=>ny fahatelo crédit Airtel 1000ar
👉Jeudi à 20h ny faran'ny lalao.😘

02/06/2025
✅👉 Arrivage ôooo 🎉 💫 💙Lait en poudre ☕💙Poudre cacao amère ☕🌷Disponible sur Toliara meiera 🌷Lieu de récupération: éo akai...
02/06/2025

✅👉 Arrivage ôooo 🎉 💫

💙Lait en poudre ☕
💙Poudre cacao amère ☕

🌷Disponible sur Toliara meiera

🌷Lieu de récupération: éo akaikin'ny CEG centre, anilan'ny SUD mitaly.

Pour commander ? Mp ou 📞 0386137544.

🤗Bonsoir 🤗,  🎉👉 A l'occasion de cette fête de Mère nous vous offrons des livraisons gratuites ☺️ ( oui gratuit, 0ar frai...
24/05/2025

🤗Bonsoir 🤗,
🎉👉 A l'occasion de cette fête de Mère nous vous offrons des livraisons gratuites ☺️ ( oui gratuit, 0ar frais de livraison),
à partir du dimanche 25Mai jusqu'à la fin du mois,
❌ N'hésitez pas de faire votre commande sur mp ou 📞0386137544.💫

22/04/2025

🎉💫😊 ARRIVAGE ôooo 🎉 💫 Lait en poudre (Vovon-dronono) +de 100kg dispo😊.

❌Aza misalasala Manao commande ho an'zay tsy afaka mande de vente fa afaka Manao livraison izahay.❌

(2000ar frais de livraison fa raha mivid 1/2kg n'a mihoatra dia gratuit ny livraison 😊✅)

Sakafo ara-pahasalamana, manome hery sy tanjaka ho anao sy ny zanakao
🩸Afaka atao solondronono, afaka atao @ dite, café, , glace, ....

🩸Afaka ampiarahina amin'ny vary sosoa/ koba/ bele / vary /Tsako...

🩸Afaka ampiarahina amin'ny Cereales rehetra, mety hoanina amizao 😋
Zaza-ankizy-tanora-lehibe-antitra afaka mihinana azy daholo

🏠Toerana:
1) éo akaikin'ny CEG centre, anilan'ny SUD mitaly, ampitan'ny EPP Goodwins mahatserik 😊
2) AO @ cyber du thé, amban'ny CNTEMAD, 😊 ampitan'ny EPP Betania.
3) éo akaikin'ny Mémorial ao haja, anilan'ny mivarotra hena, ampitan'ny stande mora prix.

Prix 1/2kg :20.000ar
1/4kg: 10.000ar
(misy amin'ny 2000ar koa.

Tel: 038 61 375 44

Address

Toliary
Toliara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lait En Poudre Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Lait En Poudre Toliara:

Share