06/10/2026
ENAP ANTETEZAMBARO - TOAMASINA II
Amin'ity herinandro ity (05/10/26 à 09/10/26) dia miatrika ny _soutenance_ ireo mpianatra ho manamboninahitra eo anivon'ny Fandraharahana ny Fonja : EESAP & ECAP.
Mandritra izany dia manao tohan-kevitra mikasika ny vokam-pikarohana nataony nandritra ny fiofanany ny mpianatra tsirairay, manoloana ireo mpanabe sy tompon'andraikitra ambony eo anivon'ny Fandraharahana ny Fonja Malagasy.
Izany dia afaka atrehin'ireo rehetra nahazo fanasana.
EESAP : Élève Éducateur Spécialisé de l'Administration Pénitentiaire
ECAP : Élève Contrôleur de l'Administration Pénitentiaire
ENAP : École Nationale d'Administration Pénitentiaire.