12/01/2026
✅12 Janoary 2023 - 12 Janoary 2026.
👉🏽3 Telo taona katroka androany no nametrahana ireo mpikambana ao amin’ny Chambre de Commerce et d'industrie de Toamasina na Cci Toamasina.
👉🏽Raha toa ka ny sata mifehy dia 4 efatra taona ny fotoam-piasan’ireo mpikambana.
👉🏽Noho izany dia ho tampitra hafaka 1 iray taona na 12 roa ambin’ny folo volana izany.
👉🏽Anisany alohany farany tao anatin’ireo CCI 24 misy eto Madagasikara ny fametrahana ny mpikambana teto Toamasina.
✅Arak’izany dia tokony ary Tsy maintsy miroso amin’ny FANOVANA ireo mpikambana amin’ireo 24 CCI amin’ny alalan’ny fikarakarana ny fifidianana ny Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana.
fans
Goep Toamasina