29/11/2025
Ny service Tolotra sy Tinady BOENY dia natao hifandraisan'ny mpividy sy mpivarotra.
Anjara asanay dia mpanelanelana.
Na izany aza dia manome toky anareo izahay fa tolotra tsara no omenay anareo.
Raha misy olona maniry hivarotra toy ny : fiara, tany, trano na entana atokan-trano, na trano ampanofaina dia aza misalasala manantona anay.
Na koa anao maniry hividy toy ny : fiara, trano, tany, entana atokan-trano sns. na mitady trano hofaina dia aza misalasala koa manatona anay.
Tsotra sady mora ny tolotra omenay anareo. Izahay tsy haka 50% amina client zany.
Contact : 0379054927 na 0388665634.
Mankasitraka indrindra tompoko.