Fantatro ny Zo sy Lalako

Fantatro ny Zo sy Lalako Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fantatro ny Zo sy Lalako, Legal, Antsirabe.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—ฅ๐—”๐—›๐—” ๐— ๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—™๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐——๐—œ๐—ก๐—”๐—ข ๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Manana zo misintaka any @ ray aman-dreninao ianao. Ka mandritra izany fotoana izany dia ...
01/02/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—ฅ๐—”๐—›๐—” ๐— ๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—™๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—”๐——๐—œ๐—ก๐—”๐—ข

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Manana zo misintaka any @ ray aman-dreninao ianao. Ka mandritra izany fotoana izany dia manana adidy hamerina anao ao anatin'ny 2 volana ilay vadinao, miaraka @ ray amandreniny (๐—”๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ฐ๐—น๐—ฒ 51).

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Nanitsakitsakana ny ๐—”๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ฐ๐—น๐—ฒ 55 izy, satria ny mariazy dia mitaky tsy fampirafesana sy fifร najana eo aminareo mivady.

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Ny fampirafesana ataon'ny vadinao anao dia antony mafonja azo hisarahana na Divorce (๐—”๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ฐ๐—น๐—ฒ 67).

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Raha hametraka fangatahana Divorce ianao dia atero eny anivonโ€™ny Tribonaly manakaiky indrindra ny toerana misy ny tranonao. Raha nisintaka ianao, dia atero eny amin'ny Tribonaly akaiky indrindra ny toerana nisintahanao (๐—”๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ฐ๐—น๐—ฒ 80).

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ MILA POROFO NY FAMPIRAFESANA, KA MAKร€ HUISSIER HANAO CONSTAT HAKA ILAY POROFO AN-TSORATRA, AN-TSARY.

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Raha nandresy ianao tamin'ny fangatahana Divorce, dia afaka mahazo indemnitรฉ ho valin'ny fanitsakitsahana nataony taminao (๐—”๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ฐ๐—น๐—ฒ 74).

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Na efa vita aza ny Divorce, ny ray sy reny niteraka ny zaza dia manana adidy handray anjara amin'ny fikarakarร na ny zanany araky ny fidiram-bolany (๐—”๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ฐ๐—น๐—ฒ 75).

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Ny garde ny zaza dia miankina @ enquete hataon'ny Juge pour Enfant, ny rainy sa ny reniny no mendrika hahazo izany (๐—”๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ฐ๐—น๐—ฒ 76).

๐Ÿ’ก NDAO HIRESAKA MAHAKASIKA NY JURISPRUDENCE โš–๏ธ๐Ÿ“œโœจ Inona no atao hoe jurisprudence ?๐Ÿ‘‰ Ny JURISPRUDENCE dia fanapahan-kevit...
01/02/2025

๐Ÿ’ก NDAO HIRESAKA MAHAKASIKA NY JURISPRUDENCE โš–๏ธ๐Ÿ“œ

โœจ Inona no atao hoe jurisprudence ?

๐Ÿ‘‰ Ny JURISPRUDENCE dia fanapahan-kevitry ny fitsarana izay manazava sy manampy ny lalร na !

Izany hoe:

โœ… Mameno ny banga ao anatin'ny lalร na izay tsy dia mazava izy.
โœ… Manome torolร lana ho an'ny mpitsara amin'ny raharaha mitovy.
โœ… Mifanaraka amin'ny fivoaran'ny fiarahamonina.

๐Ÿ“š OHATRA tsotra: Misy lalร na mandrara ny fivarotana entana hosoka (contrefaรงon), fa tsy voafaritra mazava hoe ahoana no famaritana ny "hosoka". Raha manapa-kevitra ny fitsarana fa ny entana izay misy famantarana (logo) tsy nahazoana alalana avy amin'ny tompony orinasa dia sokajiana ho hosoka, dia lasa torolร lana ho an'ny raharaha mitovy izany fanapahan-kevitra izany.

30/01/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฌ ๐˜€๐˜† ๐—ข๐—ก๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ ๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฌ (Amende) : Sazy ara-bola mitaky ny olona voaheloka handoa vola any amin'ny tahirim-bolam-panjakana (Trรฉsor public). Ny antony dia satria nandika lalร na ilay olona.

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ ๐—ข๐—ก๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” (Dommages-intรฉrรชts) : Vola faritan'ny fitsarana ho fanonerana ny fahasimbana ara-materialy, ara-batana, na ara-moraly, nihatra tamin'ilay niharam-pahavoazana.

โœ… Ny mpitsara no mamaritra io onitra tokony haloa any aminโ€™ilay niharam-pahavoazana io, arakaraka ny zava-nitranga. Ary aloan'ny tompon'andraikitra mivantana any amin'ilay niharam-pahavoazana.

30/01/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—–๐—ข๐—ก๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—˜๐—ก๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก - ๐——๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ง - ๐—–๐—ฅ๐—œ๐— ๐—˜

๐Ÿšจ๐—›๐—˜๐—Ÿ๐—ข๐—ž๐—” ๐— ๐—”๐——๐—œ๐—ก๐—œ๐—ž๐—” (Contravention) :
Ny heloka madinika no fandikan-dalร na azo lazaina ho kely indrindra.
Ohatra: fijanonana tsy ara-dalร na.

๐Ÿšจ๐—›๐—˜๐—Ÿ๐—ข๐—ž๐—” ๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—” (Dรฉlit) :
Ity karazana fandikan-dalร na ity dia eo anelanelan'ny heloka madinika sy ny heloka bevava. Izy ity no karazana fandikan-dalร na hita matetika indrindra eo anivon'ny fiaraha-monina. Ohatra : halatra, vono olona tsy an-tsitrapo.

๐Ÿšจ๐—›๐—˜๐—Ÿ๐—ข๐—ž๐—” ๐—•๐—˜๐—ฉ๐—”๐—ฉ๐—” (Crime) :
Ny heloka bevava no fandikan-dalร na lehibe indrindra. Ohatra: vono olona, โ€‹โ€‹fanolanana.
โญ๐—ก๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐˜‡๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Ny "๐˜ฟ๐™ง๐™ค๐™ž๐™ฉ ร  ๐™ก'๐™ž๐™ข๐™–๐™œ๐™š" dia zo ananan'ny olona rehetra hahafahany manakana ny fampiasana ny sariny sy ny famoahana mikas...
26/01/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Ny "๐˜ฟ๐™ง๐™ค๐™ž๐™ฉ ร  ๐™ก'๐™ž๐™ข๐™–๐™œ๐™š" dia zo ananan'ny olona rehetra hahafahany manakana ny fampiasana ny sariny sy ny famoahana mikasika ny fananany amin'ny tambazotra serasera, izay tsy nahazoana alalana taminy akory.

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ - ๐™Ž๐˜ผ๐™•๐™” ๐™ˆ๐™„๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™๐™” : fandoavana lamandy mitentina hatramin'ny 6.000.000 Ariary hoan'ilay olona nalaina baraka.
________
๐Ÿ“œ - Article 7 de la Loi nยฐ2020-006 portant modification de certaines dispositions de la Loi nยฐ 2016-029 du 24 aoรปt 2016 portant Code de la Communication Mรฉdiatisรฉe

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐™๐™–๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ฉ๐™–๐™๐™–๐™ฃ๐™– ๐˜ฟ๐™„๐™‘๐™Š๐™๐˜พ๐™€๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Ny fampirafesana voaporofo dia azo angatahana Divorce. Ny porofo azo hangatahana Divorce dia ma...
26/01/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐™๐™–๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ฉ๐™–๐™๐™–๐™ฃ๐™– ๐˜ฟ๐™„๐™‘๐™Š๐™๐˜พ๐™€

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Ny fampirafesana voaporofo dia azo angatahana Divorce.
Ny porofo azo hangatahana Divorce dia maro karazana (toy ny : fanaoavana Constat fampirafesana nataon'ny Huissier izay nirahin'ny mpitory).

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Afaka mangataka Divorce eny anivonโ€™ny tribonaly ny iray @ mpivady raha toa ka manitsakitsaka ny lalร na mifehy ny mariazy ny vadiny (toy ny hoe : tsy fanomezana vola handoavana ny รฉcologe ny zaza). raha toa ka tsy azo noleferina intsony ny fanitsakitsahana nataony (toy ny hoe : fanaovana tsinotsinona ny zana-badiny).

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Afaka mangataka Divorce ny olona iray, raha toa ka voaheloka hisazy mandrapahafaty ilay vadiny.

Address

Antsirabe

Telephone

+261336225026

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fantatro ny Zo sy Lalako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category