29/06/2026
TRANO AMIDY Centre ville be mihintsy
✅Antanimena : ambadika terrain Esca
✅Accès moto no miditra amin'ny trano, fa tongan'ny fiara 3 mètre Akaikin'ny trano.
✅3 niveau :
-Rez-de-chaussée : living, cuisine, wc
-1 ère étage : 2 chambres, do**he
-2 ème étage : chambre iray, do**he, wc.
✅Jiro sy rano Jirama
Misy tokotany Kely vao miditra.
✅Surface bâtie : 40 M2, tany : 47m2.
Mifefy, vavahady mitokana miditra ao, misy bassin eo an-tokotany.
✅Olona iray signataire : papier en règle, titré borné.
✅Prix : 240millions d'ariary na 1 milliard 200 millions fmg.
Visite gratuite fa milaza iray andro mialoha.
Fanazavana fanampiny : mp na 0385528579
🤞io sary distance an'ilay trano am téléphérique sy Henri fraise, tena tsara place io.
❌Tsy sarin'ilay trano ireo, am Mp ianareo mahazo sary complet.
✅ Occasion rare io Raha mitady trano centre ville an!!
❌Olona tena ividy no omena sary fa tsy mandray mpanera intsony 🙏🙏 ialana tsiny mialoha tompoko