10/02/2026
Fiarovana ny ankizy: Adidintsika rehetra! 🧒🛡️
Maro amintsika no mahita na mandre tranga mampiahiahy momba ny ankizy, nefa tsy fantatra hoe inona no atao. Ny fahalalana no fiadiana voalohany indrindra!
Fantaro ireo dingana 3 lehibe tokony ho raisina rehefa sendra tranga mampalahelo. Ny fahalalanao dia mety hanavotra aina sy ho avin'ny ankizy iray.
Vakio ny fanazavana feno sy ny tokony atao ao amin'ny commentaire voalohany! 👇
DIVA'S Consulting : Protégez ce qui compte le plus. Cabinet juridique spécialisé en droit de la famille et protection de l'enfance à Antananarivo. 🇲🇬⚖️
📩 Pour toute consultation : ➡️ Contactez-nous : 038 17 678 71