07/08/2026
🎓✨ VITA BACC ? Aza mandeha lavitra ! ✨🎓
Salama tompoko! 😊
Amin’izao fahavitan’ny Baccalauréat izao, raha mbola misalasala ianao hoe inona ny filière na lalana tokony halehanao, aza manahy. 💪 Na eto Mada na any ivelany.
🎯 Vonona izahay hanampy anao hisafidy ny filière mifanaraka amin’ny tanjonao sy ny hoavinao.
🇲🇺 Ary raha maniry hianatra na hanohy fianarana any Maurice ianao, dia afaka manampy anao amin’izany ihany koa izahay. ✈️📚
🙏 Mialatsiny raha izao indray vao henoheno izahay, noho ny antony maro samihafa. Fa ity offre ity dia natokana manokana ho an’ireo zanaky Tôlagnaro aloha. ❤️
🤝 Tsy ny fikarakaran-dossier ihany no ataonay. Hanampy anao amin’ireo dingana rehetra izahay, manomboka amin’ny fisafidianana ny lalana mety aminao ka hatramin’ny fanatraranao ny tanjonao. 🚀
🌍 Ary raha hitanao fa lalana hafa na pays hafa no mety kokoa aminao any aoriana, dia afaka manoro hevitra anao ihany koa izahay momba ireo possibilités misy.
✨ Ny tanjonay : tsy hoe hanampy anao handeha fotsiny, fa hanampy anao hahita ny lalana mety hahatongavanao AU SOMMET ! 🏆
"Ny fianarana no lova tsara indrindra " koa
📩 Aza misalasala manatona anay raha mila fanazavana ary.
Vonona hiara-dalana aminao izahay. ❤️