25/05/2026
LE SAVIEZ-VOUS... ?
En droit es successions, les cohéritiers ont une priorité pour racheter la part d’un autre héritier avant qu’un tiers n’entre dans l’indivision.
Cela permet de garder les biens familiaux entre héritiers.
Donc, Avant de vendre à un étranger, on propose d’abord aux cohéritiers.
FANTATRAO VE FA ...?
Amin’ny lalàna momba ny lova, ny mpiara-mandova dia manana zo voalohany hividy ny anjaran’ny mpiara-mandova hafa alohan’ny hidiran’ny olon-kafa ao amin’ny fananana iombonana.
Izany dia natao mba hitehirizana ny fananana ao anatin’ny fianakaviana.
Arak'izany, alohan’ny hivarotana amin’ny olon-tsy fantatra dia amidio amin’ny mpiara-mandova aloha ny anjaranao.
— JurisCana ⚖️
Au Carré de la Défense