ivita eto Paris Chine Guanzhu Maurice USA Canada Allemagne

ivita eto Paris Chine Guanzhu Maurice USA Canada Allemagne Promoteur immobier partout

  2k25  Fanomezana fampitaovana ireo   MISAOTRA AMIN’NY FIARAHAMIASA 🙏🙏🙏
21/01/2025

2k25


Fanomezana fampitaovana ireo
MISAOTRA AMIN’NY FIARAHAMIASA 🙏🙏🙏

  1ere vague 100Titres 📙    2eme vague 100Titres 📙Nofaranana fizarana TITRE miisa 100 be izao no namaran'ny i-vita Immob...
12/01/2025

1ere vague 100Titres 📙
2eme vague 100Titres 📙

Nofaranana fizarana TITRE miisa 100 be izao no namaran'ny i-vita Immobilier ny 29 DEC 2K24 ary mbola notsenainy tamin'ny fizarana TITRE miisa 100 harahana BONNE ANNEE ihany koa ireo CLIENTS nanao payement CASH ny 28 JAN 2k25 ho avy izao izay nanjifa tao amin'ny sy LOTISSEMENT fa ny ao amin'ny ACCÈS kosa dia ao aorina kely 🙏🙏
Marihina entoana fa ampahany ihany ireo ka eto dia misaotra antsika rehetra tsy ankanavaka amin'ny FIDIRANA ho FIANAKAVIMNEAN'NY sy ireo izay nametraka fahatokisa FENO ny O***A
Tianay ny mampahatsiahy fa tao anatin'ny 1 taona nisokafan'ny LOTISSEMENT/RESIDENCE eny IMERINKASININA AMBOHIMANAMBOLA Pk17 Dia ny 25 NOVEMBRE 2024 ka hatramin'ny JANVIER 2024 Dia efa manodidina ny 327 isa izay ny TITRES nozaraina tao antoerana

Ho anao izay mbola te hiaraka aminay Dia manasa anao itsidika anay avy hatrany fa mbola misy anjaranao ato Ary mbola afaka misafidy ianao satria +600 Parcelles ny TANANANTSIKA izay efa misy sy FORAGES

Araho tsy tapaka ny pejy
i Vita immo
037 37 777 77
038 01 777 77

VITA 'lay nofiko 🙏😍❤️📙🏠🏡

12/01/2025

1ere vague 100Titres 📙
2eme vague 100Titres 📙

Nofaranana fizarana TITRE miisa 100 be izao no namaran'ny i-vita Immobilier ny 29 DEC 2K24 ary mbola notsenainy tamin'ny fizarana TITRE miisa 100 harahana BONNE ANNEE ihany koa ireo CLIENTS nanao payement CASH ny 28 JAN 2k25 ho avy izao izay nanjifa tao amin'ny sy LOTISSEMENT fa ny ao amin'ny ACCÈS kosa dia ao aorina kely 🙏🙏
Marihina entoana fa ampahany ihany ireo ka eto dia misaotra antsika rehetra tsy ankanavaka amin'ny FIDIRANA ho FIANAKAVIMNEAN'NY sy ireo izay nametraka fahatokisa FENO ny O***A
Tianay ny mampahatsiahy fa tao anatin'ny 1 taona nisokafan'ny LOTISSEMENT/RESIDENCE eny IMERINKASININA AMBOHIMANAMBOLA Pk17 Dia ny 25 NOVEMBRE 2024 ka hatramin'ny JANVIER 2024 Dia efa manodidina ny 327 isa izay ny TITRES nozaraina tao antoerana

Ho anao izay mbola te hiaraka aminay Dia manasa anao itsidika anay avy hatrany fa mbola misy anjaranao ato Ary mbola afaka misafidy ianao satria +600 Parcelles ny TANANANTSIKA izay efa misy sy FORAGES

Araho tsy tapaka ny pejy
i Vita immo
037 37 777 77
038 01 777 77

VITA 'lay nofiko 🙏😍❤️📙🏠🏡

Tonga ilay nandrasana Cadeaux avy amin’ny Père Noël Vita ny 3eme VAGUES 100 Titres an’ny I-VITAHita maso fa tsy tantarai...
28/12/2024

Tonga ilay nandrasana
Cadeaux avy amin’ny Père Noël
Vita ny 3eme VAGUES 100 Titres an’ny I-VITA
Hita maso fa tsy tantaraina ka Efa tena izy
Manasa anao iantso an’ny I-VITA isika izay Efa nanjifa ka mbola tsy nahazo titre tao amin’ny


Arahana fety be ny FIZARANA TITRE miaraka amin’ny
RAOUTO vs RAPPA amin’ny fankalazana 1taona nisokafan’ny
LOTISSEMENT / RÉSIDENCE I-VITA
Imerinkasinina Ambohimanambola PK 17
Double accès
Eh!!! Efa misy Jiro sy rano ao antoerana sns…
300m2 a partir de 30MILLION ARIARY titré en main avec facilité de payement
Araho tsy tapaka ny Page
ivita eto Paris Chine Guanzhu Maurice USA Canada Allemagne
i-vita Immobilier
Tel 0380177777
0373777777
Vita ´lay nofiko🥰❤️🌲🌴

23/12/2024

Ho fankalazana ny faha 1taona an’ny ivita eto Paris Chine Guanzhu Maurice USA Canada Allemagne dia manolotra seho goavana izy ho antsika eto amin’ny AMBOHIMANAMBOLA IMERINKASININA SY ANJEVA ARY NY MANONDIDINA ny 29 DÉCEMBRE 2024 ho avy izao ary ny vavahady dia misokatra alin’ny 10Mar maraina
Aza adino a raha te hiditra fianaviamben’ny I-VITA ianao dia aza misalasala manaraka ny pejy 🥰❤️‍🩹
Ny JIROJIRO dia azon’ny rehetra jerena manomboka ka tamin’nh 17 décembre hatramin’ny 29 décembre 2024 ary tsy misy vidimpidirana
🥰❤️

LOTISSEMENT / RÉSIDENCE I-VITAPK17 double accès Imerinkasinina AmbohimanambolaFeno 1taona ny I-VITA dia nanome Fanomezan...
20/12/2024

LOTISSEMENT / RÉSIDENCE I-VITA
PK17 double accès
Imerinkasinina Ambohimanambola

Feno 1taona ny I-VITA dia nanome Fanomezana ireo izay Efa nisitraka ny tany izay novidiany ary mampifaly ny Fokontany manodidina sy ny Commune Ambohimanambola dia nanolotra
JiROJiRO azo tsidihan’ny olona rehetra ny 20 Dec hatramin’ny 29 Dec ho avy izao ary hisy koa ny fampisehoana lehibe hiarahana amin’ny RAPPA sy RAOUTO ny 29 dec ho avy izao manomboka amin’ny 10 ora maraina

Natao izao ho entina hampiroboroboana ny tanana miaraka amin’ny i Vita immo i-vita Immobilier

Tsiahivina fa manomboka amin’ny 30.000.000ariary ny tany 300m2
Efa misy JIRO sy RANO Eny antoerana

Fanazavana fanampiny
038 01 777 77
037 37 777 77

💙🤍 OUI MBOLA TSY TARA IANAO🎈❤️‍🩹I-VITA ´lay nofiko🙏🥰❤️Ity ilay PROMOTEUR IMMOBILER azo ANTOKA no ARA-DALANA no MANARAKA ...
26/11/2024

💙🤍 OUI MBOLA TSY TARA IANAO🎈❤️‍🩹

I-VITA ´lay nofiko🙏🥰❤️
Ity ilay PROMOTEUR IMMOBILER azo ANTOKA no ARA-DALANA no MANARAKA ny FENITRA

Ity Ilay tsy mampino nefa tena misy ary ny sary sy video itantsika dia Tena izy ary Efa misy eny antoerana NO EFA MISY OLONA MIPETRAKA

Mbola ao ny anjaranao❤️❤️❤️
NEW Village I-VITA
Imerikasinina Ambohimanambola Pk 17
+ 600 Parcelles
🟦 +300 parcelles vendues
🟩 +300 parcelles disponibles
Titré et Borné
Eau Forage 💦💧
Électricité sur place ⚡️
Servitude goudronnée 🛣️
Clôture individuel et globale
Espace verts pour enfants et adultes 🎡🌲🌴🍀🍁
Terrain de foot et Basket ⚽️🏀
Piscine 🏊‍♀️🏊
Salle de musculation 🏋️‍♀️🏋🏾‍♂️
École exp française ✍️✍️✍️
Hôtel 🏢
Super marché et diverts boutiques 🏤
Dispensaires 🏨 etc…

300m2 à partir de 30.000.000Ar avec facilité de paiement sur 12mois et TITRE 📘 ✍️ 🖐️

Pour info
037 37 777 77
038 00 777 77

Visite organisée SAMEDI À 8:30 à HAVONA LAND IMERIKASININA

Vita ´lay nofiko 🙏❤️😍

22/11/2024

Mandray anjara amin'ny Salon de Maison & Déco 08em Édition ny i Vita immo .
Stan N°23 no ahitana anay ...
Ny 21 , 22 , 23 , 24 Novembre...
Tongava maro 🙏🥰.

I-VITA immo dia mandray anjara ao amin’ny Salon MAISON & DECO 8ème édition Ity Ilay tsy mampino nefa tena misy ary ny sa...
20/11/2024

I-VITA immo dia mandray anjara ao amin’ny Salon MAISON & DECO 8ème édition
Ity Ilay tsy mampino nefa tena misy ary ny sary sy video itantsika dia Tena izy ary Efa misy eny antoerana

Mbola ao ny anjaranao❤️❤️❤️
NEW Village I-VITA
Imerikasinina Ambohimanambola Pk 17
+ 600 Parcelles
Titré et Borné
Eau Forage
Électricité sur place
Servitude goudronnée
Clôture individuel et globale
Espace verts pour enfants et adultes
Terrain de foot et Basket
Piscine
Salle de musculation
Hôtel
Super marché et diverts boutiques
Dispensaires etc…

300m2 à partir de 30.000.000Ar avec facilité de paiement sur 12mois

Pour info
037 37 777 77
038 00 777 77

Vita ´lay nofiko 🙏❤️😍

07/11/2024
📡 SALON DE L’HABITA DU 24/25/26 et 27 octobre 2024 ZONE FORELLO TANJOMBATOHo anareo Ilay Efa nisoratra anarana rehetra d...
22/10/2024

📡 SALON DE L’HABITA DU 24/25/26 et 27 octobre 2024 ZONE FORELLO TANJOMBATO

Ho anareo Ilay Efa nisoratra anarana rehetra dia Efa azonareo alaina ny invitation izay namandrika
Tadidio fa STANDE 241 ny I-VITA

Araraoty fa Ity ´lay andrasanao
Ilay Tolotra miavaka indrindra
LOTISSEMENT / RÉSIDENCE
IMERIKASININA AMBOHIMANAMBOLA PK17

30.000.000m2 à partir de 30.000.000ariary
Si cash -10%
Si à crédit INTÉRÊT 0 Ariary
✍️ Mutation offerte

✅ Électricité sur place
✅ eau forage
✅ servitude goudronnée
✅ espace vert
✅ terrain de foot
✅ terrain de bascket
✅ salle de musculation
✅ sécurité particulier
✅ près de la gendarmerie
✅ caméra de surveillance /drone
✅ École
✅ hôtel
✅ divers boutiques a louer
✅ dispensaires
New village I-VITA Imerikasinina

Clôture globale ❤️
Clôture individuelle ❤️❤️
Clôture avec décoration ❤️❤️❤️

Tel 0373777777
0380077777
Vita ´lay nofiko🙏🌴🍀🌲

Address

By-pass Antananarivo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ivita eto Paris Chine Guanzhu Maurice USA Canada Allemagne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category