Florence Madagascar 2

Call Contact the practice

Florence Madagascar 2 Nous vendons des produits cosmetiques Bio

🌸✨ Salama daholo ooo✨🌸💝 FLORENCE MADAGASCAR MANOLOTRA HO ANAO 💝🔥 FIHENAM-BIDY SY FANOMEZANA BE! 🔥🌿 VOKATRA HO AN’NY FIKA...
16/09/2026

🌸✨ Salama daholo ooo✨🌸

💝 FLORENCE MADAGASCAR MANOLOTRA HO ANAO 💝

🔥 FIHENAM-BIDY SY FANOMEZANA BE! 🔥
🌿 VOKATRA HO AN’NY FIKARAKARANA TAREHY SY VATANA 🌿
✨ Manampy amin’ny fikarakarana sy fanadiovana ny tarehy
✨ Manampy amin’ny fampihenana ny fisehon’ny mony
✨ Manampy amin’ny fanatsarana ny tasy sy panda
✨ Manampy amin’ny fanatsarana ny endriky ny tarehy misy menamena na mangana
✨ Manampy amin’ny fanomezana tarehy malefaka,tsisy kentrona, madio ary mamirapiratra 💕

🇲🇬 VOKATRA MALAGASY • NATORALY 100 % 🌿,TSISY VOKA-DRATSY
🎁 FANOMEZANA BE HO ANAO!
👉 Raha mividy vokatra 2 na mihoatra ianao dia MAHAZO SAVONY 1 FANOMEZANA avokoa! 🧼🎁

🌸 LOTION MASONJOANY • RAVINTSARA • GÉRANIUM
💰 15000ar lasa 13000 Ar

🧼 SAVONY RIZ AU LAIT • CAFÉ AU LAIT • MIEL • CURCUMA • BAOBAB • FRAISE AU LAIT • ...
💰 15.000 Ar 13.000 Ar

🥥 BEURRE DE BAOBAB
💰 25.000 Ar 23.000 Ar
🎥 JEREO NY SARY hahitanao ireo santionan’ireo mpanjifa afa-po tamin’ny vokatra! 😍
🔥 Aza miandry ela! Araraoty ny PROMOTION dieny izao! 🔥
🎁 Mividiana 2 na mihoatra → SAVONY 1 FANOMEZANA!

🚚 Mandefa any amin’ny faritra rehetra
🏠 Manatitra eto Antananarivo
📞 034 66 783 19
📞 032 18 768 57
Misaotra indrindra amin’ny fitokisana sy fanohanana! 🙏🇲🇬

10/09/2026

Salama daholo ooo

Destockage mora be .Alefako anaty commentaire ny detail tsirairay.
Tout à 4000ar .Maka Telo 10000ar
Mini robe
Friperie 1ere choix avokoa
Taille xs à xxl

Mandefa faritra
Manatitra eto Antananarivo.
Mankasitraka tompoko 🙏🥰❤️

0346678319
0321876857
Ireo ny laharana ahazoana anay tompoko.
Mankasitraka antsika rehetra ooo

02/09/2026

Salama daholo ooo
Averiko ihany ho anareo eto Antananarivo.Tsy manatitra miditra izahay fa arrêt bus ihany . Mankasitraka tompoko

Salama daholo oooMpanjifa avy any Mahajanga sy teto Antananarivo ihany izy ireto .Anisany afa-po ihany koaMankasitraka n...
31/08/2026

Salama daholo ooo
Mpanjifa avy any Mahajanga sy teto Antananarivo ihany izy ireto .Anisany afa-po ihany koa
Mankasitraka nahatoky.
misaotra nanome ny sary .
Tafandria mandry daholo ooo🥰🥰🙏

25/08/2026

🌸✨ Salama daholo ooo✨🌸

💝 FLORENCE MADAGASCAR MANOLOTRA HO ANAO 💝

🔥 FIHENAM-BIDY SY FANOMEZANA BE! 🔥
🌿 VOKATRA HO AN’NY FIKARAKARANA TAREHY SY VATANA 🌿
✨ Manampy amin’ny fikarakarana sy fanadiovana ny tarehy
✨ Manampy amin’ny fampihenana ny fisehon’ny mony
✨ Manampy amin’ny fanatsarana ny tasy sy panda
✨ Manampy amin’ny fanatsarana ny endriky ny tarehy misy menamena na mangana
✨ Manampy amin’ny fanomezana tarehy malefaka,tsisy kentrona, madio ary mamirapiratra 💕

🇲🇬 VOKATRA MALAGASY • NATORALY 100 % 🌿,TSISY VOKA-DRATSY
🎁 FANOMEZANA BE HO ANAO!
👉 Raha mividy vokatra 2 na mihoatra ianao dia MAHAZO SAVONY 1 FANOMEZANA avokoa! 🧼🎁

🌸 LOTION MASONJOANY • RAVINTSARA • GÉRANIUM
💰 15000ar lasa 13000 Ar

🧼 SAVONY RIZ AU LAIT • CAFÉ AU LAIT • MIEL • CURCUMA • BAOBAB • FRAISE AU LAIT • ...
💰 15.000 Ar 13.000 Ar

🥥 BEURRE DE BAOBAB
💰 25.000 Ar 23.000 Ar
🎥 JEREO NY SARY hahitanao ireo santionan’ireo mpanjifa afa-po tamin’ny vokatra! 😍
🔥 Aza miandry ela! Araraoty ny PROMOTION dieny izao! 🔥
🎁 Mividiana 2 na mihoatra → SAVONY 1 FANOMEZANA!

🚚 Mandefa any amin’ny faritra rehetra
🏠 Manatitra eto Antananarivo
📞 034 66 783 19
📞 032 18 768 57
Misaotra indrindra amin’ny fitokisana sy fanohanana! 🙏🇲🇬

Salama daholoIty ny fomba fampiasana ny vokatra ato aminay ooo.Mankasitraka anao nahatoky anay 🥰🥰
23/08/2026

Salama daholo
Ity ny fomba fampiasana ny vokatra ato aminay ooo.
Mankasitraka anao nahatoky anay 🥰🥰

23/08/2026

Address

Antananarivo

Telephone

+261346678319

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Florence Madagascar 2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Florence Madagascar 2:

Shortcuts

Share