Ny Avo Realty

Ny Avo Realty 📍 RN1 PK29 – Imerintsiatosika
📞 034 267 5600 / 034 259 5998
✴️AGENCE IMMOBILIÈRE ✴️
✨ Investir aujourd’hui, réussir demain ✨

🏡 Herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra, ary enga anie ho tanteraka ny vina rehetra! 🌟
10/08/2026

🏡 Herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra, ary enga anie ho tanteraka ny vina rehetra! 🌟

🏡 Mitady tany hovidiana ve ianao?Tany tsara toerana, tongavan’ny fiara ary mety tsara hanorenana trano.📄 Taratasy mazava...
08/08/2026

🏡 Mitady tany hovidiana ve ianao?

Tany tsara toerana, tongavan’ny fiara ary mety tsara hanorenana trano.

📄 Taratasy mazava
💰 Vidiny mirary

👉 Tany tsara ho an’ny tetikasa kasainao!

Birao : Rn1 Pk29 IMERINTSIATOSIKA
Tel : 034 25 959 98 / 034 26 756 00

Bisous 🎀♥️
01/08/2026

Bisous 🎀♥️

🏡 TANY AMIDY – BERONONO, IMERINTSIATOSIKAMitady tany azo antoka hanaovana trano na hampiasam-bola ve ianao? Ity no fotoa...
28/07/2026

🏡 TANY AMIDY – BERONONO, IMERINTSIATOSIKA

Mitady tany azo antoka hanaovana trano na hampiasam-bola ve ianao? Ity no fotoana tsara hanatanterahana ny tetikasanao!

📍 Toerana : Beronono – Imerintsiatosika ( 600m miala ny goudron)
📐 Velarantany : 2 000 m²
💰 Vidiny : 32 000 Ar/m²

✨ Tombony :
✅ Tany fisaka, vonona hanorenana
✅ Mety tsara hanaovana trano fonenana na tetikasa fampiasam-bola
✅ Toerana milamina sy mora idirana
✅ Titré, Borné – misoratra amin'olona iray

📞 Raha mila fanazavana

034 26 756 00
034 25 959 98

NY AVO REALTY
Investir aujourd'hui, réussir demain.

27/07/2026

🏗️ Tsy mijanona ny asa ao amin'ny Agence Ny Avo Realty! 🎯

Na mitady trano hofaina 🏠, tany hovidiana 🔑, na tetikasa ara-trano sy tany ianao, vonona hatrany ny ekipanay hanampy anao isan'andro.
Ny fahombiazanao no tanjonay! 🌟

💼 Ny Avo Realty: Eo anilanao foana, tsy tapatapaka. 🤝
📞 : +261 34 25 959 98
+261 34 26 756 00

📢 🚨 MANOMBOKA NY ALAROBIA IZAO! 🚨🎉 Tonga ny fotoana nandrasana!Ny NY AVO REALTY dia faly manasa anao hitsidika ny Foire ...
27/07/2026

📢 🚨 MANOMBOKA NY ALAROBIA IZAO! 🚨

🎉 Tonga ny fotoana nandrasana!
Ny NY AVO REALTY dia faly manasa anao hitsidika ny Foire Alakamisy Fenoarivo, izay manomboka ny Alarobia izao!

🏡 Tongava hijery ireo tany sy trano amidy amin'ny vidiny mirary, hahazo torohevitra maimaim-poana momba ny raharaha immobilier, ary hanararaotra ireo tolotra sy fanomezana miavaka.

🎁 Mbola misy tolotra surprise sy fanomezana miandry anao!

📅 29, 30, 31 Jolay – 1 & 2 Aogositra 2026
📍 Foire Alakamisy Fenoarivo

✅ Tongava maro miaraka amin'ny fianakaviana sy namana!
NY AVO REALTY dia vonona handray sy hanampy anao hahita ny tany na trano nofinofinao. 🏡✨

🤍🩷❤️
26/07/2026

🤍🩷❤️

🏡 Mitady tany? Atombohy amin'ny budget-nao!Lazao anay ny budget sy ny toerana tianao, dia izahay no hitady ny tany mifan...
22/07/2026

🏡 Mitady tany? Atombohy amin'ny budget-nao!
Lazao anay ny budget sy ny toerana tianao, dia izahay no hitady ny tany mifanaraka aminao.
✅ Taratasy ara-dalàna
✅ Safidy maro azo isafidianana
✅ Fanaraha-maso sy torohevitra hatramin'ny farany
📍 Ny Avo Realty Immobilière – Imerintsiatosika
📞 034 26 756 00 / 034 25 959 98

📢 MITADY TANY AMIDY +300 m² ETO ANTANANARIVO IZAHAYMitady tany 300 m² na mihoatra, na 1er plan na 2ème plan.Fepetra taki...
20/07/2026

📢 MITADY TANY AMIDY +300 m² ETO ANTANANARIVO IZAHAY
Mitady tany 300 m² na mihoatra, na 1er plan na 2ème plan.
Fepetra takiana :
✔️ Taratasy mazava sy ara-dalàna
✔️ Terrain facilement accessible
✔️ Tompony mivantana no laharam-pahamehana
✔️ Ekena ihany koa ny tany mbola mila fanajariana, fanotofana na mbola kisilasila.
📞 Raha manana tany mifanaraka amin'ireo fepetra ireo ianao dia mifandraisa aminay.
📍 Adresse : RN1 PK 29, Imerintsiatosika
📞 Téléphone : 034 26 756 00 / 034 25 959 98

🌅 HERINANDRO MAHAFINARITRA MIARAKA AMIN' NY AVO REALTY! ☀️🏡Ny ekipan'ny Ny Avo Realty dia mirary herinandro feno fahombi...
20/07/2026

🌅 HERINANDRO MAHAFINARITRA MIARAKA AMIN' NY AVO REALTY! ☀️🏡

Ny ekipan'ny Ny Avo Realty dia mirary herinandro feno fahombiazana, fahasalamana, ary fandrosoana ho antsika rehetra! 🤝✨

Manana tetikasa momba ny tany na trano ve ianao amin'ity herinandro vaovao ity? Na hividy, na hivarotra, aza ahemotra intsony fa izao no fotoana tsara indrindra! 📈🎯

Izahay dia vonona hatrany hampifandray anao amin'ny tolotra tsara indrindra sy azo antoka indrindra eto an-toerana:

📐 Tany azo antoka: Titré & borné, tsy misy olana.

🏡 Trano sy Villa: Modernina, tsara rindra, mifanaraka amin'ny teti-bola.

💼 Fikarakarana taratasy: Madio, haingana, ary manaraka ny lalàna.

Andao hanomboka amin'ny dingana tsara ny herinandro! 🚀

📝 fb: Ny Avo Realty
📍 Bureau :PK 29 Imerintsiatosika
📞 034 25 959 98 / 034 26 756 00

Address

Imerintsiatosika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Avo Realty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category