Ilo Vatosoa

Ilo Vatosoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ilo Vatosoa, Analakely, .

๐Ÿ’ ๐—›๐˜‚๐—ถ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฅ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐Ÿ’( 100ml 10.000ar // 250ml 20.000ar )Tianareo be koa ny macรฉrรขt huileux ilo vatosoa, satr...
15/09/2026

๐Ÿ’ ๐—›๐˜‚๐—ถ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฅ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐Ÿ’
( 100ml 10.000ar // 250ml 20.000ar )

Tianareo be koa ny macรฉrรขt huileux ilo vatosoa, satria tsara kalitao na ny akora ampiasaina na ny menaka andomana azy.

โ™ฅ๏ธ Huile d'olive ny base ny
โ™ฅ๏ธ Romarin voafantina ny ao anatiny
โ™ฅ๏ธ Fotoana voakajy sy ela indrindra no niketrehana azy

Ny asany @ volo:
๐ŸŽ‰ Mapaniry volo be
๐ŸŽ‰ Mapangirana volo be
๐ŸŽ‰ Manalefaka volo be
๐ŸŽ‰ Mapijanona sy mitsabo ny volo mihitsana

Rariny loatra raha herinandro dia jifa ireo fa malaky sao tara. Tsy mandefa en litre aloha fa tsy maharaka ny production.

๐Ÿ“ž 0342519045 Analakely
๐Ÿ“ž 0347053402 Bypass Alasora

โœจ ๐—ญ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ฑ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป' ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ผ โœจSatria, ny hoditra ampy rano dia : โ™ฅ๏ธ Mihamazava kokoa , mi...
14/09/2026

โœจ ๐—ญ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ฑ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป' ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ผ โœจ

Satria, ny hoditra ampy rano dia :
โ™ฅ๏ธ Mihamazava kokoa , misy รฉclat sady hydratรฉe tsara
โ™ฅ๏ธ Tsy misy imperfections (mony madinika, rides...) satria milamina sy mirindra tsara ny famokarana ny sรฉbum
โ™ฅ๏ธ Souple sady malefaka
โ™ฅ๏ธ Tsy mora antitra : ela vao misy rides

Ny volo ampy rano dia :
โ˜บ๏ธ Maniry tsara satria voatondraka , raha azavaina @ fomba tsotra. Entiny Ra any @ fakany ilay nutriments essentiels mba hapaniry aingana ny volo.
โ˜บ๏ธ Tsy mora vakivaky

Fatrany rano isan'andro : 1,5l ร  2l par jours isan'olona fa tsy isan tokantrano

๐Ÿ“ข Izay ilay hoe, mila ezaka avy aminao ny fahamanjanao, misotroa rano dieny mbola mora ny vidiny ๐Ÿ“ข

๐Ÿ“ข ๐—›๐˜‚๐—ถ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ'๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐Ÿ“ข( 100ml 11000ar // 250ml 20000ar // 1l 65K)Hainao ve ny mamantatra ilay tena tsara @ izy it...
12/09/2026

๐Ÿ“ข ๐—›๐˜‚๐—ถ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ'๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐Ÿ“ข
( 100ml 11000ar // 250ml 20000ar // 1l 65K)

Hainao ve ny mamantatra ilay tena tsara @ izy itony? Sa tsy hay? ๐Ÿคญ Raha cliente nay ianao dia tsy misahirana ny @ izay fa ilay tsara foana ny kalitao ny menaka amidinay.

Toy izao ny tsara :
โ˜บ๏ธ Maintso (vert olive) ny lokony
โ˜บ๏ธ Madio ilay loko fa tsy vangavanga
โ˜บ๏ธ Ny fofony indray somary marikiviy kely , na ny tsirony koa aza, misy goรปt masika kely izay

Ny asany raha atao teboka telo :
โค๏ธ Riche en omega 9
โค๏ธ Mahatanora lalandava
โค๏ธ Mampisy memoire sy mitaiza izany
โค๏ธ Mapitony ny irritations @ vatana na io allergie na zavatra hafa
โค๏ธ Hydratant be ho an'ny volo

Mbola misy mahita hafa ve? Mba sorato ao @ commentaire hoe....

๐Ÿ“ž 0342519045 Analakely
๐Ÿ“ž 0347053402 Bypass Alasora

โœจ ๐—ฃ๐—ผ๐˜‚๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ โœจ ( Prix : 35.000ar ny 1kg // mandefa izay fatra ilainao , na izay vidiny zakanao )Tsy l...
11/09/2026

โœจ ๐—ฃ๐—ผ๐˜‚๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ โœจ
( Prix : 35.000ar ny 1kg // mandefa izay fatra ilainao , na izay vidiny zakanao )

Tsy lany zavatra ho avoaka eto izany oa izahay. Sady tsara mapite hividy daholo no mahasoa anareo. Andao ho zoomentsika ny asany :

โ™ฅ๏ธ Volo : rรฉparateur izy, mitsabo ny volo maina na simba, dia koa araka ilay andrasanareo dia oui mamerina ny lokony volonao tena izy, mahasalama volo zany

โ™ฅ๏ธ Tarehy : masque natoraly be, antirides sy anti รขge, sady hydratant no nourissant, anti imperfections. Jereo fotsiny anie io sary io e.

โ™ฅ๏ธ Vatana : mety ho an'ny kibo, ho an'ny vavony, ho an'ireo mila fer sy protรฉines, ....

Ka ahoana hanandrana sa hanandrana ? Tantarao malaky ny vokatsoa hitanao t@ fihinanana azy pure dia tandremo mahazo hosoka fa ratsy tsiro no ratsy ho an'ny fahasalamanao.

๐Ÿ“ž 0342519045 Analakely
๐Ÿ“ž 0347053402 Bypass Alasora

โœจ ๐—›๐˜‚๐—ถ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ผ๐—ฐ๐—ผ ๐—ฎฬ€ ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐˜‚๐—ฑ ilo Vatosoa  โœจ( Alerte Restock 250ml 10.000ar // 1litre 30.000ar ) Hifandrombahana izy ity satr...
10/09/2026

โœจ ๐—›๐˜‚๐—ถ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ผ๐—ฐ๐—ผ ๐—ฎฬ€ ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐˜‚๐—ฑ ilo Vatosoa โœจ
( Alerte Restock 250ml 10.000ar // 1litre 30.000ar )

Hifandrombahana izy ity satria :
โ™ฅ๏ธ Tsy ilay may be fahita eny antsena akory
โ™ฅ๏ธ Manitra toy ny bonbon coco, zakany bevohoka tsara
โ™ฅ๏ธ Zara fa nandalo afo na dia a chaud aza

Ireto avy ny ampiasaina azy :
โ˜บ๏ธ Hanaovana massage zazakely : kibo, lamosina, tanana, tongotra, tratra
โ˜บ๏ธ Hanaovana massage olon dehibe
โ˜บ๏ธ Hanamboarana savony : mandoratra tsara

Araraoty fa vao tonga dia mety ho lany vetivety satria sady tsara no mora .

๐Ÿ“ž 0342519045 Analakely
๐Ÿ“ž 0347053402 Bypass Alasora

๐ŸŽ€ ๐—š๐—น๐˜†๐—ฐ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฒ ๐—ฉ๐—ฒ๐—ด๐—ฒ๐˜๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐ŸŽ€ ( disponible en 100ml 5000ar // 500ml 15000ar // 1l 23000ar )๐Ÿ˜Š Manome hydratation ny ...
09/09/2026

๐ŸŽ€ ๐—š๐—น๐˜†๐—ฐ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฒ ๐—ฉ๐—ฒ๐—ด๐—ฒ๐˜๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐ŸŽ€
( disponible en 100ml 5000ar // 500ml 15000ar // 1l 23000ar )

๐Ÿ˜Š Manome hydratation ny volo izy, mihazona ny rano sady manamandina azy mandritra ny fotoana maharutra
๐Ÿ˜Š Ilay tarehy mangavoka lava sady mahamenatra iny, osory isan'andro : maraina sy hariva
๐Ÿ˜Š Mitsabo ny vakivaky amin'ny vatana koa izy : tanana, takolaka, tongotra, molotra
๐Ÿ˜Š Manafotsy endrika izy, manazava no mahazaka masoandro

Texture :
โœจ Madity be dia mila tapohana rano madio
โœจ Tsy misy fofona, tsy miloko

Bonus:
โ™ฅ๏ธ Azo hoanina izy, ny pรขtissier ni tena mampiasa azy
โ™ฅ๏ธ Mety be ho an'ny zazakely

Mety mangetaheta koa anie ny volo sy nh hoditra e.... Mila rano izy hanamandina azy. Ity anay ity no vahaolana tsotra nefa mandaitra be
๐Ÿ“ž0342519045 Analakely
๐Ÿ“ž 0347053402 Bypass Alasora

โœจ ๐—›๐˜‚๐—ถ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ'๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ ๐——๐—ผ๐˜‚๐—ฐ๐—ฒ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ โœจ( Disponible en 100ml 8000ar // 500ml 22000ar // 1l 35000ar ) Hoy ny retour nareo ho...
09/09/2026

โœจ ๐—›๐˜‚๐—ถ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ'๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ ๐——๐—ผ๐˜‚๐—ฐ๐—ฒ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ โœจ
( Disponible en 100ml 8000ar // 500ml 22000ar // 1l 35000ar )

Hoy ny retour nareo hoe :
โ™ฅ๏ธ Menaka fanosotra @ zazakely , na volo na hoditra
โ™ฅ๏ธ Menaka akaiky ny bevohoka
โ™ฅ๏ธ Menaka fanaovana massage faciale, massage anaty salon
โ™ฅ๏ธ Menaka fanamboarana huile capillaire
โ™ฅ๏ธ Menaka zakan'ny rehetra

Mbola misy ve? Tohizo anaty commentaire...

๐Ÿ“ž 0342519045 Analakely
๐Ÿ“ž 0347053402 Bypass Alasora

๐Ÿซฆ ๐—•๐—ฎ๐˜‚๐—บ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฎฬ€ ๐—น๐—ฒ๐˜ƒ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐Ÿซฆ   ( Prix promo 5000ar ny 2 // 3000ar ny 1)Misy olana ve ny molotrao? Ny lokony? Vakivak...
07/09/2026

๐Ÿซฆ ๐—•๐—ฎ๐˜‚๐—บ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฎฬ€ ๐—น๐—ฒ๐˜ƒ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐Ÿซฆ
( Prix promo 5000ar ny 2 // 3000ar ny 1)

Misy olana ve ny molotrao? Ny lokony? Vakivaky? Maina be? Tsy milay ๐Ÿซข๐Ÿคฃ Raha manana 3000ar anie dia sitrana e... 5000ar dia miovaova parfum isan'andro.

โ™ฅ๏ธ Mitsabo molotra marary : maina, vakivaky mba ho lasa mandina mahate ho tia
โ™ฅ๏ธ Akora natoraly avokoa ny nanamboarana azy, tsy atahorana na tafahihinana azy aza
โ™ฅ๏ธ Manazava ny lokony molotrao : raha may ny sigara izany

Karazany :
โœจ Tsiky : manitra frezy
โœจ Lalaina : manitra vanila
โœจ Sitraka : manitra masiaka, menthe ๐Ÿคญ

Prix 3000ar ny iray // 5000ar ny roa

๐Ÿ“ž 0342519045 Analakely
๐Ÿ“ž 0347053402 Bypass Alasora

๐ŸŽ€  ๐ŸŽ€ ๐——๐—ฎ๐˜‚๐—ฑ๐—ฑ๐˜† ๐—–๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ผ๐—ถ๐—ณ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ ๐ŸŽ€  ๐ŸŽ€( Disponible en 50ml 7.500ar et 100ml 15.000ar )Hitanareo ve ny hatsaran'ireny menaka as...
06/09/2026

๐ŸŽ€ ๐ŸŽ€ ๐——๐—ฎ๐˜‚๐—ฑ๐—ฑ๐˜† ๐—–๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ผ๐—ถ๐—ณ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ ๐ŸŽ€ ๐ŸŽ€
( Disponible en 50ml 7.500ar et 100ml 15.000ar )

Hitanareo ve ny hatsaran'ireny menaka asehoko eto isan'andro ireny? Misy manalava volo, mitsabo volo, tsy mapihitsana volo, mapangirana volo.... Ireny no ato anatiny ity ity. Vakio tsara ary :

๐Ÿ˜Š Misy huile repousse sy antichutte ao : jatropha, oignon, romarin,...
๐Ÿ˜Š Misy huile rรฉparateur ao : avocat, baobab, bancoule, moringa,...
๐Ÿ˜Š Misy beurre vegetale sy cire d'abeille kely mapalefaka volo sy mapangirana azy ihany koa

Tsara kokoa ho an'ny :
- Volo maina texturรฉs : type 3,4
- na type 2 dia tsy atao betsaka

Fampiasana azy:
- azo atao menabolo isan'andro, scellage
- fanaovana styling, boucles...
- azo atao bain d'huile ho an'ny volo type 1 na gras.

Ny tsy ao anatiny dia ny sy .

๐Ÿ“ž 0342519045 Analakely
๐Ÿ“ž 0347053402 Bypass Alasora

โ™ฅ๏ธ Mankasitraka antsika rehetra t@ fandraisana anjara, mino sy manantena aho fa hitondra soa ho anareo ny ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ...
05/09/2026

โ™ฅ๏ธ Mankasitraka antsika rehetra t@ fandraisana anjara, mino sy manantena aho fa hitondra soa ho anareo ny ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—œ๐—น๐—ผ ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ . Aza miala lavitra fa mbola maro ny tolotra ho avy โ™ฅ๏ธ

Address

Analakely

101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilo Vatosoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your practice to be the top-listed law practice?

Share