Tsaravoa

Tsaravoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsaravoa, Antananarivo, Antananarivo.

👉 Fihogo fanalana hao ( Peigne anti-poux inoxydable)-  Manala ny hao hatramin'ny atodiny, ny zanany kely afaka daholo.- ...
09/05/2023

👉 Fihogo fanalana hao ( Peigne anti-poux inoxydable)
- Manala ny hao hatramin'ny atodiny, ny zanany kely afaka daholo.
- Afaka anintsanana angadrano
- Mora ampiasaina sy tena mandaitra
🌳 Vidiny : 10.000ar monja dia miala ny hao .

👉 Tondeuse électrique ( Jy Super )
- Afaka hanalana ny volo rehetra ( loha, tongotra, helika, sns...)
- Chargeable
- Mora ampiasaina
🌳 Vidiny: 20.000ar

👉 Kit Jardinage ( 3 pièces )
- Mety ho an'ny fikarakarana voninkazo.
- Mora ampiasaina
🌳 Vidiny: 10.000ar ( 3 pièces )
📞 034 61 330 13
Manao livraison manerana ny faritra.

Miarahaba antsika rehetra eee!!! 👉 Ny zavoka (Avocat) sy ny zava-tsoa entiny no haroso antsika eto indray.👉 Amin'izao fa...
09/05/2023

Miarahaba antsika rehetra eee!!!
👉 Ny zavoka (Avocat) sy ny zava-tsoa entiny no haroso antsika eto indray.
👉 Amin'izao fahavokaran'izao zavoka izao dia ndao isika hanaram-po be mihitsy hihinana, hampiasa, hanao menaka, maska, sns...
👉 Ny zavoka dia anisan’ny voankazo tena tsara satria maro ny voka-tsoa entiny ho an’ny vatana. Anisan’izany ireto voalaza manaraka ireto:

1- Manatsara ny fandevonan-kanina (manana fibres 7%) ary miady @ fitohanana (constipation).

2- Mora mahavoky (coupe faim raha hanena vatana).

3- Manatsara ny fahasalaman’ny fo, ny voa, ny taolana.
4- Manampy @ fanalana menaka ratsy anaty vatana (mauvais cholestérol), ary mampiakatra ny menaka tsara izay ilain’ny vatana (bon cholestérol).

5- Manankarena vitamine E (manatsara sy manavao ny sela ary ny hoditra), vitamine C, vitamine K (tsara ho an’ny diabétique).

6- Manankarena Potassium sy Magnesium.

7- Manankarena kaloria (calorie) satria raha ny zavoka 100g dia manana 155 calories izay mampatanjaka ny vatana.

8- Manatsara ny fahitan’ny maso, ny hoditra, ny volo. (Afaka hanaovana menaka, masque: resahana @ manaraka ny fanaovana azy).

9- Manena ny fanaintainana mandritra ny fadim-bolana.

😘😘 Mazotoa ary mihinana zavoka indrindra fahavokarany izao ee.

😍 Araho hatrany ny pejy dia aza adino manisy j'aime ny pejy fa mbola maro no hozaraina eto annn...

KARAKARAO NY BALAHAZO. 👉 Maintsokely ilay vokatra aingam-piasa tsara hoan'ilay tsy mety velona , mora tonga , lozitra ke...
26/04/2023

KARAKARAO NY BALAHAZO.
👉 Maintsokely ilay vokatra aingam-piasa tsara hoan'ilay tsy mety velona , mora tonga , lozitra kely , lamosina , prostaty sns..... ireny .
📲 0346133013 na mp ny andinindininy .
Livraison Tana / faritany .

👉 Fihogo fanalana hao ( Peigne anti-poux inoxydable)-  Manala ny hao hatramin'ny atodiny, ny zanany kely afaka daholo.- ...
14/04/2023

👉 Fihogo fanalana hao ( Peigne anti-poux inoxydable)

- Manala ny hao hatramin'ny atodiny, ny zanany kely afaka daholo.
- Afaka anintsanana angadrano
- Mora ampiasaina sy tena mandaitra

Vidiny : 10.000ar monja dia miala ny hao .
📞 034 61 330 13
Manao livraison manerana ny faritra.

Karazana kojakoja amin'ny vidiny mirary hatrany:➡️Brosse Curly, tondeuse électrique, savon beurre de karité, kit jardina...
19/03/2023

Karazana kojakoja amin'ny vidiny mirary hatrany:
➡️Brosse Curly, tondeuse électrique, savon beurre de karité, kit jardinage, Fihogo manala hao.

Tsindriana tsirairay ny sary dia miseho ny vidiny sy ny mombamomba ny entana.

Manao livraison manerana ny faritra.

MP raha hicommande na antsoy 034 61 330 13

- Manana olana amin'ny tarehy na hoditra ve ianao? (mony, panda, tasy, point noir, hodi-potsy...)- Tianao ve ny hanana t...
22/11/2022

- Manana olana amin'ny tarehy na hoditra ve ianao? (mony, panda, tasy, point noir, hodi-potsy...)
- Tianao ve ny hanana tarehy na hoditra malandina sy tsara ary madio? Ary hamerina ny tarehinao simban'ny produit isan-karazany, ny hoditra efa manify na menamena?
Raha te ho manjamanja sy bogosy dia tsotra kely ny vahaolana: SAVON BEURRE DE KARITE. Tsotra, mora ampiasaina, mandaitra, azo antoka, natoraly 100%, tsy misy voka-dratsy.

- Vidiny: 25.000ar
- Livraison gratuit.
- Contact: 034 61 330 13.

22/11/2022

TANDREMO MITANTARA IRETO AMIN’OLONA.

Misy ny zavatra azo ambara olona fa misy kosa ny tsiambaratelon’ny fiainanao izay tsy azonao lazainao amin’olona hafa akoatrany vadinao.

1 . Ny tanjonao
Hanokatra orinasa ve ianao ?
Aza lazaina amin’olona
Hanao vaccance any ivelany ?
Aza lazaina amin’olona
Hanao trano ?
Aza lazaina amin’olona

Raha misy tanjona tianao ho tratrarina dia miasà mangina fa aza be resaka. Avelao ho tampoka aminy ny ahita anao mahatratra azy

2 . Ny fidiram-bolana
Raha olona hendry dia tsy tokony hanotany izany anao satria tsisy fiantraikany aminy fiainany na otrinona ny miditra aminao ka fadio ny milaza izany amin’olona.
Tsiambaratelon’ny fiainanao izany fa tazomy hoanao irery fa raha misy olona manotany dia atao ambaniny be aminy miditra aminao.

3 . Ny fiainanao ara-pitiavana
Na célibataire anao , na manam-bady na niady nareo na nanao inona dia mianara manakombona io vava io satria tsy ny olona rehetra no faly mahita ny fiainanao milamina.

Misy ary faly mihitsy maheno ny fiainanao feno fijaliana.

Betsaka amin’ireo olona manodidina anao no tsy tia anao mivoatra ka mety hanamora ny asa ratsiny ny fahafantarany ny tsiambaratelonao. Izay mahatonga anao tsy mila be teniteny

Araho foana ny pejy Réussir avec Martin

- Manana olana amin'ny tarehy na hoditra ve ianao? (mony, panda, tasy, point noir, hodi-potsy...)- Tianao ve ny hanana t...
21/11/2022

- Manana olana amin'ny tarehy na hoditra ve ianao? (mony, panda, tasy, point noir, hodi-potsy...)
- Tianao ve ny hanana tarehy na hoditra malandina sy tsara ary madio? Ary hamerina ny tarehinao simban'ny produit isan-karazany, ny hoditra efa manify na menamena?
Raha te ho manjamanja sy bogosy dia tsotra kely ny vahaolana: SAVON BEURRE DE KARITE. Tsotra, mora ampiasaina, mandaitra, azo antoka, natoraly 100%, tsy misy voka-dratsy.
- Vidiny: 25.000ar
- Livraison gratuit.
- Contact: 034 61 330 13.

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261346133013

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsaravoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share