Juris intellect

Juris intellect Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Juris intellect, Legal Service, Antananarivo.
(1)

⚖️ Cabinet Juridique & Académique avec NIF & STAT à jour ✅

- Cours de droit & encadrement universitaire
- Rédaction d’actes & assistance juridique
- Conseils pour particuliers & entreprises
- Veille & actualités juridiques
- Consultation sur RDV

23/08/2026

Formation GESTION DES RESSOURCES HUMAINES
Jeudi 27 et Vendredi 28 Août 2026.

Vitsy2 sisa ny place disponible ⚠️

21/08/2026

Ampiasao vola sy fotoana amin’ny tenanao anio, mba hanomanana ilay matihanina tianao@ ho tonga rahampitso. 🚀

AHOANA RAHA ILAY FAHAIZA-MANAO MBOLA TSY ANANANAO ANIO NO HANAO NY FAHAGAGANA AMIN’NY ASANAO RAHAMPITSO ? 🤔Zava-dehibe n...
21/08/2026

AHOANA RAHA ILAY FAHAIZA-MANAO MBOLA TSY ANANANAO ANIO NO HANAO NY FAHAGAGANA AMIN’NY ASANAO RAHAMPITSO ? 🤔

Zava-dehibe ny manana diplaoma.
Tena ilaina ny fahalalana théorie.

Fa eo amin’ny tontolon’ny asa dia misy fanontaniana lehibe iray :

👉 Inona marina no hainao atao rehefa miatrika tranga tena misy ianao ?

Mahay mandrafitra taratasy ara-dalàna matihanina ve ianao ?
Mahay mifampiraharaha rehefa misy disadisa ?
Mahay mitantana trosa tsy voaloa ?
Mahay manara-maso dossier contentieux ?
Mahay manaraka procédure ?
Mahay mamantatra sy misoroka ireo risques ao anatin’ny organisation ?

⚖️ JURIS INTELLECT dia manolotra fandaharam-piofanana vaovao, miompana amin’ny fampiharana sy ny fahaiza-manao matihanina, mba hanamafisana ny compétence anananao sy hahatonga anao ho vonona kokoa eo amin’ny sehatry ny asa.

━━━━━━━━━━━━━━

⭐ SAMEDI 05 SEPTEMBRE
💼 𝗥𝗘𝗦𝗣𝗢𝗡𝗦𝗔𝗕𝗟𝗘 𝗥𝗘𝗖𝗢𝗨𝗩𝗥𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗘𝗧 𝗖𝗢𝗡𝗧𝗘𝗡𝗧𝗜𝗘𝗨𝗫

Une formation particulièrement utile pour ceux qui doivent gérer les créances, impayés et dossiers contentieux.

🎯 Vous renforcerez notamment vos compétences en :
✓ organisation et suivi du recouvrement ;
✓ techniques de relance et de négociation ;
✓ recouvrement amiable ;
✓ mise en demeure ;
✓ gestion des dossiers contentieux ;
✓ prévention des risques liés aux impayés.

👉 Un véritable plus pour travailler dans un service juridique, administratif, financier ou de recouvrement.

━━━━━━━━━━━━━━

🤝 JEUDI 10 SEPTEMBRE
⚖️ 𝗡𝗘𝗚𝗢𝗖𝗜𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗝𝗨𝗥𝗜𝗗𝗜𝗤𝗨𝗘 & 𝗥𝗘𝗚𝗟𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗔𝗠𝗜𝗔𝗕𝗟𝗘 𝗗𝗘𝗦 𝗖𝗢𝗡𝗙𝗟𝗜𝗧𝗦

Tous les conflits ne doivent pas nécessairement finir devant un tribunal.

Apprenez à :
✓ préparer efficacement une négociation ;
✓ comprendre les intérêts des parties ;
✓ construire une stratégie de négociation ;
✓ gérer les situations difficiles ;
✓ rechercher un compromis ;
✓ sécuriser juridiquement l’accord obtenu.

🎯 Développez une compétence essentielle : savoir défendre des intérêts sans nécessairement aggraver le conflit.

━━━━━━━━━━━━━━

✍️ VENDREDI 11 SEPTEMBRE
📑𝗧𝗘𝗖𝗛𝗡𝗜𝗤𝗨𝗘𝗦 𝗗𝗘 𝗥𝗘𝗗𝗔𝗖𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗝𝗨𝗥𝗜𝗗𝗜𝗤𝗨𝗘 𝗣𝗥𝗢𝗙𝗘𝗦𝗦𝗜𝗢𝗡𝗡𝗘𝗟𝗟𝗘

⚠️ Une mauvaise formulation peut changer le sens d’un document.

Cette formation vous aidera à améliorer :
✓ votre vocabulaire juridique ;
✓ la structure de vos écrits ;
✓ la précision de vos formulations ;
✓ la rédaction de documents professionnels ;
✓ la formulation des clauses ;
✓ l’identification des erreurs rédactionnelles.

🎯 Objectif : rédiger avec davantage de clarté, de précision et de rigueur juridique.

━━━━━━━━━━━━━━

⭐ SAMEDI 12 SEPTEMBRE
📊𝗔𝗨𝗗𝗜𝗧 & 𝗖𝗢𝗡𝗧𝗥𝗢𝗟𝗘 𝗜𝗡𝗧𝗘𝗥𝗡𝗘

Une organisation performante doit également savoir identifier ses risques et contrôler ses procédures.

Au programme :
✓ fondamentaux du contrôle interne ;
✓ identification et évaluation des risques ;
✓ démarche d’audit ;
✓ contrôle des procédures ;
✓ détection des anomalies ;
✓ recommandations et amélioration des pratiques.

🎯 Une compétence particulièrement utile pour les responsables, gestionnaires, auditeurs et professionnels souhaitant renforcer la maîtrise des risques.

━━━━━━━━━━━━━━

🏡 JEUDI 17 SEPTEMBRE
⚖️ 𝗗𝗥𝗢𝗜𝗧 𝗙𝗢𝗡𝗖𝗜𝗘𝗥

Terrain, propriété, documents, sécurisation, litiges…

Développez les réflexes nécessaires pour :
✓ comprendre les notions essentielles du droit foncier ;
✓ mieux analyser une situation foncière ;
✓ connaître les démarches et documents importants ;
✓ identifier les principales sources de conflits ;
✓ mieux prévenir les risques fonciers.

🎯 Parce qu’en matière foncière, prévenir une erreur peut éviter un long contentieux.

━━━━━━━━━━━━━━

🏢 VENDREDI 18 SEPTEMBRE
⚖️ 𝗗𝗥𝗢𝗜𝗧 𝗗𝗘𝗦 𝗦𝗢𝗖𝗜𝗘𝗧𝗘𝗦

Entrepreneurs, juristes et professionnels : maîtrisez davantage l’environnement juridique de l’entreprise.

✓ création et constitution ;
✓ fonctionnement juridique ;
✓ droits et obligations des associés ;
✓ responsabilités ;
✓ décisions sociales ;
✓ principales difficultés de la vie d’une société.

🎯 Une formation utile pour mieux accompagner juridiquement la création, le fonctionnement et la sécurisation d’une société.

━━━━━━━━━━━━━━

⚖️ JEUDI 24 SEPTEMBRE
📚 𝗣𝗥𝗢𝗖𝗘𝗗𝗨𝗥𝗘 𝗖𝗜𝗩𝗜𝗟𝗘

Avoir un droit est une chose. Savoir comment le faire valoir en est une autre.

La formation permettra notamment de mieux comprendre :
✓ la compétence juridictionnelle ;
✓ l’introduction de l’instance ;
✓ les différentes étapes de la procédure ;
✓ les actes et délais ;
✓ le déroulement du procès civil ;
✓ les principales voies de recours.

🎯 Développez les réflexes nécessaires au suivi d’un dossier civil.

━━━━━━━━━━━━━━

🏛️ VENDREDI 25 SEPTEMBRE
⚖️ 𝗖𝗢𝗡𝗧𝗘𝗡𝗧𝗜𝗘𝗨𝗫 𝗔𝗗𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗥𝗔𝗧𝗜𝗙

Comment réagir juridiquement lorsqu’un différend implique l’administration ?

Vous travaillerez notamment sur :
✓ les fondamentaux du contentieux administratif ;
✓ la juridiction compétente ;
✓ les principaux recours ;
✓ les conditions et délais ;
✓ la préparation du dossier ;
✓ les réflexes à adopter face à une décision administrative contestée.

🎯 Une formation stratégique pour les juristes, agents publics et professionnels confrontés aux problématiques administratives.

━━━━━━━━━━━━━━

🔥 NAHOANA NO MISAFIDY NY FIOFANANA JURIS INTELLECT ?

👨‍🏫 Mpampiofana manana traikefa
🎯 Fampiofanana miompana amin’ny fampiharana sy fifanakalozana
📚 Fahaiza-manao azo ampiasaina eo amin’ny sehatry ny asa
📜 Attestation de participation
🤝 Fanohanana mifanaraka amin’ny filàn’ny mpiofana

🚨 𝗩𝗢𝗔𝗙𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 !

Aza miandry mandra-pahatongan’ny fotoana tena ilanao compétence iray vao manomboka mianatra azy.

Ampiasao vola sy fotoana amin’ny tenanao anio, mba hanomanana ilay matihanina tianao ho tonga rahampitso. 🚀

📲 FISORATANA ANARANA & FANAZAVANA
📞 033 67 156 35

📍 Ankadifotsy, en face de l’Institution Rainandriamampandry
📧 [email protected]

Facebook : Juris Intellect
TikTok : Juris Intellect

⚖️ JURIS INTELLECT
« Naviguer dans les méandres du droit avec intelligence »

📌 𝗠𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗰𝗼𝗺𝗺𝗲𝗻𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲 hoe "FORMATION" dia hahazo détails avy hatrany any amin'ny Mp ianao.


scar

🌿 ALOHAN' NY HAMARANANA ITY HERINANDRO ITY…Mety mbola tsy tratrao avokoa ireo tanjona napetrakao.Mety nisy zavatra tsy n...
21/08/2026

🌿 ALOHAN' NY HAMARANANA ITY HERINANDRO ITY…

Mety mbola tsy tratrao avokoa ireo tanjona napetrakao.
Mety nisy zavatra tsy nety nataonao.
Mety mbola tsy nandroso araka izay nirinao ny tetikasa sasany.

Kanefa mbola nianatra ianao.
Mbola niezaka ianao.
Ary ny tena zava-dehibe, mbola mandroso hatrany ianao. ❤️

Eo amin’ny fiainana sy ny sehatry ny asa, tsy voatery ho ireo efa mahay ny zava-drehetra no mandroso indrindra.

Fa matetika dia ireo sahy miteny hoe :

« Mbola tsy haiko tsara izany… fa hianatra aho. »

📚 Fahaiza-manao iray fanampiny.
🤝 Olona vaovao iray fantatra.
💡 Fomba fiasa iray nohatsaraina.
🎯 Fanapahan-kevitra tsara iray raisinao anio dia mety hanova tsikelikely ny lalanao rahampitso.

Koa alohan’ny hidirana amin’ny faran’ny herinandro :

Ankasitraho ny lalana efa vitanao, fa aza mitsahatra mianatra sy mikatsaka izay mbola hampandroso anao. 🌱

☀️ Mirary zoma mahafinaritra sy faran’ny herinandro finaritra ho an’ny fianakaviambe JURIS INTELLECT !

⚖️ JURIS INTELLECT
« Naviguer dans les méandres du droit avec intelligence »

💬 Ary ianao, inona no zavatra manan-danja indrindra nianaranao tamin’ity herinandro ity ?

🌅 Ny maraina tsirairay dia manome antsika fahafahana vaovao : fahafahana ho lasa tsara kokoa noho ny omaly.Mety mbola la...
18/08/2026

🌅 Ny maraina tsirairay dia manome antsika fahafahana vaovao : fahafahana ho lasa tsara kokoa noho ny omaly.

Mety mbola lavitra ny tanjonao.
Mety ho sarotra ny lalana diavinao.
Mety hisy fotoana aza ianao hisalasala amin’ny fahaizanao…

Fa tsarovy : tsy vita ao anatin’ny iray andro ny fahombiazana lehibe. Ireo fanapahan-kevitra madinika raisintsika isan’andro no manorina azy. ❤️

📚 Mamaky pejy iray fanampiny.
🎯 Mianatra fahaiza-manao vaovao.
💪 Manohy hatrany na dia reraka aza.
🌱 Mampiasa vola amin’ny tenanao, na dia mbola tsy hitan’ny hafa aza ny vokatra.

Aza atao ambanin-javatra mihitsy ilay olona tsara kokoa izay amboarinao ao anatinao isan’andro.

Indray andro any, hitodika any aoriana ianao ka ho faly sy hirehareha satria tsy nilavo lefona. ✨

☀️ Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra. Ary indrindra… tohizo hatrany ny dia.

🎓 Petit rappel des prochaines formations JURIS INTELLECT :
⚖️ 19 août — Droit des obligations
💼 20 août — Droit du travail
🤝 21 août — Droit commercial
👥 27 & 28 août — Gestion des ressources humaines

📍 Ankadifotsy | 📞 033 67 156 35

⚖️ JURIS INTELLECT
Votre réussite, notre engagement.

16/08/2026

Rehefa anontaniana ny ankizy amin'izao hoe taiza ny source an'ilay voalaza tao anaty mémoire na devoir :

14/08/2026

MPAMPIASA MANALA VOLA AMIN’NY KARAMANAO HO SAZY? 💸
⚖️ Ara-dalàna ve izany sa tsia?

🎥 Araho ity vidéo ity dia fantaro izay lazain’ny lalàna mifehy ny asa!

🔥 RAPPEL : FORMATION DROIT DU TRAVAIL – JURIS INTELLECT
📩 Inscription ouverte — contactez-nous !

🚗⚖️ FIANARANTSOA, TONGA IZAHAY!Efa tonga soa aman-tsara ao Fianarantsoa ny ekipan’ny JURIS INTELLECT hanatanteraka ny mi...
11/08/2026

🚗⚖️ FIANARANTSOA, TONGA IZAHAY!

Efa tonga soa aman-tsara ao Fianarantsoa ny ekipan’ny JURIS INTELLECT hanatanteraka ny mission sy ireo fiofanana matihanina voalahatra. 🤝📚

🔥 RAHAMPITSO NO MANOMBOKA NY FORMATION!

📅 12 Aogositra 2026 — Responsable & Assistant juridique
📅 13 Aogositra 2026 — Gestion des Ressources Humaines
📅 14 Aogositra 2026 — Responsable Recouvrement & Contentieux

🕣 08h30 – 16h30
📍 Youth Computing, Mahamanina – Fianarantsoa

Ho an’ireo efa nisoratra anarana: miomàna fa rahampitso isika no mihaona! 💼⚖️

Ho an’ireo mbola nisalasala kosa: fotoana farany izao, satria mandalo ao Fianarantsoa ihany ny ekipanay ary vitsy sisa ny toerana azo raisina.

🎯 Tsy cours théorique fotsiny no atolotra, fa fiofanana mifantoka amin’ny pratique, cas concrets, outils professionnels ary méthodes azo ampiharina avy hatrany amin’ny asa.

🔥 FIANARANTSOA, VONONA VE IANAREO?

📩 Inscription dernière minute sy renseignements en message privé
📞 033 67 156 35

⚖️ JURIS INTELLECT
« Naviguer dans les méandres du droit avec intelligence. »

10/08/2026

🌊🔥 VACANCES EN BORD DE MER… MAIS LE DROIT, LUI, NE PREND PAS DE VACANCES ! ⚖️😄

Mahita ranomasina ianao dia mieritreritra hoe malalaka tanteraka?

❌ Pas du tout.

Na eny an-dranomasina aza dia misy lalàna mifehy hoe:
🌊 iza no afaka mivezivezy?
🎣 iza no afaka manjono? 🚢 hatraiza ny fahefan’ny Fanjakana? ⚓ inona no azon’ny sambo vahiny atao?
💰 an’iza ireo harena ao an-dranomasina?

Ary indrindra… Droit de la mer ≠ Droit maritime!

🎥 Ao anatin’ity vidéo ity dia hazavainay amin’ny fomba tsotra ny maha samy hafa ny: Mer territoriale – Zone contiguë – ZEE – Haute mer

🔥 Parce qu’un bon juriste peut apprendre partout… même les pieds dans le sable.

⚖️ JURIS INTELLECT
Le droit, autrement.


😄⚖️ ALATSINAINY INDRAY… ARY TSY MANAO CONGÉ NY LALÀNA!Herinandro vaovao indray no manomboka.Fa tandremo…📄 ny contrat mbo...
10/08/2026

😄⚖️ ALATSINAINY INDRAY… ARY TSY MANAO CONGÉ NY LALÀNA!

Herinandro vaovao indray no manomboka.

Fa tandremo…
📄 ny contrat mbola mila vakiana,
🏠 ny acte de vente mbola mila hamarinina,
🏢 ny société mbola mila statuts mazava,
⚖️ ary ny concours mbola mila révision!

Satria amin’ny droit:

👉 “Tsy fantatro” tsy dia défense mahomby loatra 😅
👉 “Nolazain’ny namako” tsy source juridique 😄
👉 “Efa fanaon’ny olona io” tsy midika hoe ara-dalàna 😂

Koa amin’ity herinandro ity:

📚 mianara kely,
🔎 manamarina aloha vao manao sonia,
⚖️ ary aza miandry tribunal vao lasa tia lalàna!

Ny prévention juridique mora kokoa noho ny procès. 😄

Mirary herinandro mahafinaritra sy feno fahombiazana ho antsika rehetra!

📌 Fampahatsiahivana kely :

🏠 13 Aogositra 2026 — Formation Droit foncier
🏢 14 Aogositra 2026 — Formation Droit des sociétés
⚖️ Cours préparatoire Concours Magistrat 2026 – Filière judiciaire : manomboka amin'ity semaine ity ny fidirana

📞 033 67 156 35
⚖️ JURIS INTELLECT

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Juris intellect posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Juris intellect:

Shortcuts

Share

Category